Tifatif
1. nananie
(
11/03/2004 14:38)
Ahoana no fahitan'areo an'izy ireo?Feo, Look sns?
répondu par fijo le 17/06/2004 23:26
2. xxx
(
11/03/2004 15:49)
za mbola manja mihoatra azy efa bavy na look na inona zany no tsy hisehoako eto eny na feo aza manana isika.hihihi!!!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/xxx le 12/03/2004 03:49
3. joda
(
11/03/2004 17:04)
eeeee tsy mahasaky aho e...efa tena decalcifié resaka tif à tif
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/joda le 12/03/2004 05:04
4. fijo
(
12/03/2004 10:46)
tarika indray ve izany e?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 12/03/2004 10:46
5. jhouhlambout
(
12/03/2004 09:15)
fijo>Tarika malagasy misy vehivavy 4(tifatif: Malagasy spice girls).
Ny hirany alou dé mampihetsiketsika fa ankoatra izay ..........(aleo tsy lazaina)
Ny hirany alou dé mampihetsiketsika fa ankoatra izay ..........(aleo tsy lazaina)
6. nananie
(
12/03/2004 10:29)
Hihihi! Vao aingana koa no nahafantarako an'io tarika io.Fa efa ela ve ry zareo no nihira e?
sipasipako...
sipasipako...
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/nananie le 12/03/2004 22:29
7. kally
(
12/03/2004 14:38)
Ny fahitako azy : hira 4/20; feo 6/20; fihetsiketsehana no betsaka,paozy 10/20,hatsaran-tarehy misy mahazo 14/20 amin-dry zareo dia misy mahazo 10/20.
Ny ankizy kely latsaky ny 10 taona angamba no tena tia an-dry zareo.
Ny ankizy kely latsaky ny 10 taona angamba no tena tia an-dry zareo.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/kally le 13/03/2004 02:38
8. jhouhlambout
(
12/03/2004 17:37)
Ka natao ho an ny ankizy mihintsy ry zareo é jereo fotsiny ny paroles ny hirany!
9. donemaskit
(
13/03/2004 11:37)
lé bandin'ny temo gaigy iny nge no mpanoratra an'reny e ! nga tsy loza ?!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 13/03/2004 11:37
10. ikaretsaka
(
13/03/2004 14:10)
tsy mahagaga raha hiran'ankizy
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 13/03/2004 14:10
11. donemaskit
(
13/03/2004 18:51)
raha ny feo vao mainka loza, ilay anki1 kelikely fotsy kely iny no toa hitako tsy mamalan-kira.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 14/03/2004 06:51
12. nananie
(
15/03/2004 13:50)
Hihihi!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/nananie le 16/03/2004 01:50
13. ikaretsaka
(
16/03/2004 14:30)
ohatran'ilay ankizy kely avy nanao dimbazaha de mitehatehaka miandry tsikonina ho masaka dia mihirahira vilana izany hao ny fahenoiako azy ireny e? sa?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 16/03/2004 14:30
14. miranto
(
16/03/2004 10:03)
manana akanjo ampideraina fotsiny de anadao ihira de amorony zay ry tempo a! hihihi
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/miranto le 16/03/2004 22:03
15. ikaretsaka
(
16/03/2004 18:14)
ohatran'iznay kao ny fahitako azy.. raha hoe amorony zay ry Bessa ohatra.. dia mety ahoana re ny fisehony e? sa tsy sahy bessa sao simbainy ny hirany?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 17/03/2004 06:14
17. ikaretsaka
(
19/03/2004 20:37)
hitako eto mihitsy
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 19/03/2004 08:37
18. fijo
(
19/03/2004 10:16)
tsy mbola naheno an'izany indray ratara e.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 19/03/2004 10:16
19. ikaretsaka
(
19/03/2004 12:49)
ta fijo ity hoa tsss
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 19/03/2004 12:49