Tifatif

41. ravatorano ( 01/04/2004 07:34)
tselatra , apost , menalootsa , rheg, ambondrona , raimbl , kiaka izany no mpihira tiko ry vonikazokely ah
tif a tif tsy miady amin ny piesiko mitovy amin ireo boyzband ireo
mety tsara amin ny sasany ny hirany fa tsy miady amiko .
Zay ihany ry zalah ah
42. kitjo ( 07/04/2004 16:47)
efa hitan voninkazokely v?
43. voninkazokely ( 08/04/2004 08:10)
Ary i TSELATRA ?
44. kitjo ( 09/04/2004 14:26)
Misy hiran Tselatra 1 aloha oh mba tsara fa tsy aiko kory ny titre-ny

Tsisy oh Mahaleo e
45. delvechio ( 13/04/2004 03:25)
.....Minable........midina ambany dia ambany ny mpihira gasy vaovao ankehitriny.
46. jhouhlambout ( 13/04/2004 08:17)
delvechio> sura vé?
47. donemaskit ( 13/04/2004 20:45)
ny 80% any aloha dia zay e
48. vahona ( 21/04/2004 00:32)
efa fitiavana te-hampidi-bola dia ny tonon'ilay hira sy ny feony tsy azo atao hoe mozika.izay no mahavoa ny mpihira vaovao sasany.
49. delvechio ( 21/04/2004 02:24)
tsy maintsy we zay koa ange efa kely zao ny trace hazahoana vola ao dago e. andramana iany aloha soa d malaza tampoka...
50. ikaretsaka ( 21/04/2004 19:09)
izay mihitsy
51. fijo ( 21/04/2004 23:14)
mila miova haingana io resaka mozika io fa raha tsy izany dia hovery ilay tena talenta
52. vahona ( 22/04/2004 05:42)
ka na ny fiainana ao dago aza mitontogana ka na malaza aza ny artiste tsy hahavelona be an'azy ohatran'ny artiste aty ivelany mitsy ny vola ho azony
53. vahona ( 22/04/2004 05:43)
ka na ny fiainana ao dago aza mitontogana ka na malaza aza ny artiste tsy hahavelona be an'azy ohatran'ny artiste aty ivelany mitsy ny vola ho azony
54. lalapiso ( 22/04/2004 13:52)
Tsy te hiresaka betsaka aho fa ireny tifatif ireny tsisy raisina fa pôzy no betska hira 0 ny iray @ reny aza efa nasiako loza misy MST LOOOOOOOOZA
55. booboo ( 22/04/2004 16:20)
zany an ?
56. ikaretsaka ( 22/04/2004 22:48)
ka rehefa tsy ahazaoana vola ihany aleo zavatra tsara dia maty malaza.. ohatran-dry beethoven sy ny karazany
57. mimii ( 14/06/2004 10:20)
Tifatif
tsy hita popoka,nanjavona vetivety
teo tsy hay hoe nankaiza
otran'ilay vola t@kitapo mba hanarenana nyROVA t@ voalohany ihany no re sy fantatra fa ankehitriny
zérooooooooooooooo
58. chipie1 ( 14/06/2004 14:53)
: )
59. kitjo ( 15/06/2004 17:59)
nisaraka hono zraeo k
misy namana ato rahavavin' ny iray @ reny nilaza ahy anzany,

ka le izy efa lasa commerce fts fa tsisy mpanakanto zany tsn aloha 80% mpihira vaovao ao Dago e,

natao entam-barotra fts sisa,
60. fijo ( 15/06/2004 23:01)
efa manaraka ny hadalan'ny aty izany ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.262