Tifatif

21. kitjo ( 20/03/2004 19:18)
fa taiza fona ary fijo,variana @ sipasipakooooo nefa tsy mahalala an tifatif,mahafatifaty nge hono no dikan le tif a tif e,hahhaha
22. donemaskit ( 21/03/2004 12:19)
tsy mety zany raFijo ! reny anie ka grand classique e ! ha!ha!
23. ikaretsaka ( 22/03/2004 20:02)
tsss aleoko indray ra kiki toy iznay ireny
24. fraise ( 22/03/2004 10:21)
ra kiki kosa tena efaadala be samy afa be mihintsy ry zareo fa inona mihintsy no tsy tiavanareo any tif à tif eh!
25. ikaretsaka ( 22/03/2004 18:10)
ny hirany
26. voninkazokely ( 24/03/2004 15:30)
Hono hoa ry zareo etsy ambony?
Oviana ny single, ny album, ny concert nareo no hivoaka mba hijerenay sy hotsaranay azy?
Ka ho hita eo izay mba hapoakanareo.
27. donemaskit ( 24/03/2004 17:55)
fa inona koa no nahazo an'i Voninkazokely e ?
28. kitjo ( 24/03/2004 18:09)
misy efa manana reovninkazo kely an
aza maika alo fa ts mbol maika halaza izy,
29. voninkazokely ( 24/03/2004 18:48)
Aza dia atao mamay loatra aza ilay critique fa manjary mampalazo.
30. ikaretsaka ( 25/03/2004 10:03)
ka raha tsy mahatanty critique sy tsy te ho critikena dia mamoaka zavatra tsara sy tian'ny olona..
31. nananie ( 25/03/2004 13:13)
Moramora Ikaretsaka a! Sady dia maty eo ity vonikanzokelyn'ny forum ty maheno an'izany! Zany ary izy fa efa malazo! Sa tondrahanao rano izy avy eo?hihihihihihihi!
32. donemaskit ( 25/03/2004 17:35)
miala tsiny raha nandratra fo fa inona ary no maha-tsara ny ataony e ?
33. ikaretsaka ( 26/03/2004 10:50)
ka izay hoa .. raha tsara ny ataony .. tsy misy mi critik izy
34. jhouhlambout ( 26/03/2004 19:03)
zay tokoa
35. voninkazokely ( 26/03/2004 19:31)
Ho an'ikaretsaka,donemaskit,jhouhlambout,ramaso,
iza no mpihira mba tianareo? sy ilay ataonareo hoe mahay zavatra tsara?
Misaotra mialoha!
36. six ( 26/03/2004 10:23)
ze mahay tsara, tsy manala azy fotsiny
37. donemaskit ( 26/03/2004 17:50)
efa voalaza atsy ambadika atsy daholo...
Tsy hoe tsy fitiavana an'ireo kiala kely ireo nge lay izy fa ny zavatra ataony fotsiny no tsy mendrika antsoina hoe mozika.
38. xxx ( 26/03/2004 18:20)
Ny artista malaza amin'ny tanana ho'a sahala amin'ny mpanao fanatanjahan-tena ihany. Tsy ny tena mahay no malaza fa izay mahavidy radio fotsiny.
Kirijakija
39. jhouhlambout ( 27/03/2004 19:03)
Voninkazokely> Efa voalaza atsy ambadika atsy daholo. Ny atao hoe mahay ange tsy voatery hoe tsy azo criticquer-na é!
40. ikaretsaka ( 27/03/2004 18:15)
marina izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0511