fifampitokisana
1. fijo
(
28/02/2004 20:45)
raha jerena ireo hevitra rehetra nadalo tato an,dia hita fa mifanilika foana isika(lahy sy vavy)amin'izay antony mahatonga ny olana eo amin'ny fitiavana.ka hoy aho hoe,"tsy hafaka ny ifampahatoky mihintsy ary ve isika e"sa dia hifankatia foana ao anaty ahiahy?
répondu par pitchou le 03/04/2004 14:49
2. kitjo
(
28/02/2004 13:29)
Raha olona mifankatia aloha tsy misy fifampitokisana d aleo ajanona na samy maka saina fts aza. Lasa fampijalian-tena le fitiavana satria miaina anaty tebiteby.Fototry ny fitiavana io ry fijo fa refa io no tsy ao d mianjera ho azy.Indrindra ho an'ny mpifankatia mifanalavi-toerana.Rehefa miahiahy fona ange ianao d mora idiran fakam-panahy koa e.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo le 28/02/2004 13:29
3. fijo
(
28/02/2004 16:46)
ka izay mihintsy no nanoratako azy ity ko.toa mifampiahiahy foana ny mamoaka hevitra ato.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 28/02/2004 16:46
4. ccool
(
28/02/2004 17:43)
raha vo tsy misy confiance d tsy ho tonga lafatra mitsy fa hiady saina lava ka lasa fotsy volo sy mikentrona vetivety kely........aleo tsy manana tohy izay manandratsy hoy ny ntaolo zay
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ccool le 28/02/2004 17:43
5. pitchou
(
28/02/2004 18:36)
marina izany! na namana aza rehefa tsy mahatoky aleo alavirina! fa mba mahavariana kosa ilay hoe satria ilay vhv sendran'ny olona sahala @ izao d lazaina fa otran'izay daholo ny lhl, sy satria ilay lhl sendran'ny vhv sahala @ itsy d sahala @ zay daholo zany ny vhv!
ary tsy misy namana firy manome toetra tsara ho an'ny lhl rehetra na vhv rehetra! ny ratsy foana no itangoronana!
ary tsy misy namana firy manome toetra tsara ho an'ny lhl rehetra na vhv rehetra! ny ratsy foana no itangoronana!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/pitchou le 28/02/2004 18:36
6. kally
(
28/02/2004 20:16)
Ny zavatra tsapako raha nyresaka miseho eto @ ity takelaka ity no jerena dia manana olana ara-pifandraisana be ny lehilahy sy ny vehivavy gasy.(gasy daholo koa moa isika no eto).
Ny lehilahy gasy toa matahotra ny hampiseho fa tia,ohatry ny hoe mahamenatra azy ny manaporofo fa tia amin'izao,tia fotsiny,ohatry ny midika faharesena izany aminy,tia madio tsy misy famitahana na fanitsakitsahana.Ny vehivavy,moa mazava ho azy manoloana an'izany toa miahiahy sy tsy mahita fanapahan-kevitra ho raisina ihany.Ary mba voadona koa ny hambopo dia tsy nanaiky ho resy.Izay ny olana e!rehefa hoe tia ho an'ny sasany dia midika hoe resy ,dia miady ny mba tsy ho tia.
Ny lehilahy gasy toa matahotra ny hampiseho fa tia,ohatry ny hoe mahamenatra azy ny manaporofo fa tia amin'izao,tia fotsiny,ohatry ny midika faharesena izany aminy,tia madio tsy misy famitahana na fanitsakitsahana.Ny vehivavy,moa mazava ho azy manoloana an'izany toa miahiahy sy tsy mahita fanapahan-kevitra ho raisina ihany.Ary mba voadona koa ny hambopo dia tsy nanaiky ho resy.Izay ny olana e!rehefa hoe tia ho an'ny sasany dia midika hoe resy ,dia miady ny mba tsy ho tia.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/kally le 28/02/2004 20:16
7. vindy
(
28/02/2004 09:38)
zah de mba gaga mintsy amin\'azy io. hi hi hi
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/vindy le 28/02/2004 21:38
8. jhouhlambout
(
28/02/2004 11:40)
-"Ny vehivavy,moa mazava ho azy manoloana an'izany toa miahiahy sy tsy mahita fanapahan-kevitra ho raisina ihany."
Ka eo no miditra ilay POROFO, fa manjary mitebiteby @ tsy marina fotsiny!
Ka eo no miditra ilay POROFO, fa manjary mitebiteby @ tsy marina fotsiny!
9. sara
(
01/03/2004 17:48)
ehh!! tena marina daholo izany ry 'reto a. Sady @ izao fotoana mampihorohoro @ resaka sida izao, tokony hoe samy mahay mifanaja ny mpifankatia e!! dia @ izay tsy misy ny ahiahy, fa tena marina mihitsy ilay hoe ny lhl ohatry ny hoe menatra ve mampiseho hoe tia?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/sara le 01/03/2004 17:48
10. bice
(
01/03/2004 19:58)
Le fifampitokisana kou zany miainga foana amin`ny fifandraisana e, satria sarotra ihany ny itoktoky foana
zany hoe, miandalana zany izy io amiko fa tsy hoe miaraka 1 andro d tena izy
zay le hoe mifampizaha toetra tamin`ny andron`ny ntaolo
jerena hoe mety v sa tsy mety
hi
zany hoe, miandalana zany izy io amiko fa tsy hoe miaraka 1 andro d tena izy
zay le hoe mifampizaha toetra tamin`ny andron`ny ntaolo
jerena hoe mety v sa tsy mety
hi
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/bice le 01/03/2004 19:58
11. hendry
(
01/03/2004 12:24)
Ny fahitako azy ndray tsy hoe mifanilika sy tsy mifampatoky fa mba samy milaza ny zavatra hitany sy reny fotsiny mba hanatsarana zavatra e. Raha tsy resahina anie ilay olana tsy hita zay vahaolana e. Aiza kosa dia ny lafin-tsaran-javatra foana no resahina.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/hendry le 02/03/2004 00:24
12. hendry
(
01/03/2004 12:25)
Raha mandinika koa sika ny ankamaroan´ny thèmes toa itony dia resaka olana misy, ny olana négatif ka tsy mahagaga raha zavatra negatifs no maro voresaka noho ny positifs, sady mba samy te hiaro ny rambony tsy ho tapaka daholo koa na lahy na vavy, mba samy te hanana ny marina, tsy mahagaga. Tsy midika zany fa tsisy fifampatokisana mihitsy @ lhl sy vhv fa misy olana kely fotsiny. Hitondra solution ho @ zany anie ny forum.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/hendry le 02/03/2004 00:25
13. lema
(
01/03/2004 13:09)
ny vy anie tsy mikitrana irery e! matoa misy ny tsy fifampitokisana dé nisy zavatra natao tao nahatonga io oh: le bandy mierikerika be eny anarabe izy tsy mahadinika izany fa le sipa mety mahadinika azy, dé normal lé sipa ra tsy mahatoky
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/lema le 02/03/2004 01:09
14. vindy
(
01/03/2004 16:20)
io kosa ny saina no mitondra an'io e, refa samy be ahiahy eo daôly de teraka wazy le tsy fifampitokisana.
refa ny fo no mitondra de zay le we tena tia e, ary ny fifampitokisana no andrin'ny fitiavana ane
refa ny fo no mitondra de zay le we tena tia e, ary ny fifampitokisana no andrin'ny fitiavana ane
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/vindy le 02/03/2004 04:20
15. fijo
(
02/03/2004 11:29)
ka izay no tiako lazaina e.toa ilaozan tsika mifampitsikera eto fotsiny.fa tsy mitady izay hifandaminana.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 02/03/2004 11:29
16. ikaretsaka
(
02/03/2004 12:03)
ary marina ve ilay hoe matoa miahiahy dia nanao ratsy izay?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 02/03/2004 12:03
17. kitjo
(
02/03/2004 13:31)
raha nahita zvt no nahatonga ilay ahiahy dia diso zay k
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo le 02/03/2004 13:31
18. fijo
(
02/03/2004 16:14)
toa marina ka.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 02/03/2004 16:14
19. six
(
02/03/2004 12:19)
fa matetika anie ze nanao ratsy foana no mahina e! d tonga wazy le ahiahy sy tsy fifampitokisan, satria eveeriny ho toy ny toetrany doly ny ooul
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/six le 03/03/2004 00:19
20. voahary
(
02/03/2004 13:44)
Yé, zay ndrindra mantsy....
Aleo tsy manana olotiana rehefa tsy matoky sy mahatoky
Aleo tsy manana olotiana rehefa tsy matoky sy mahatoky
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/voahary le 03/03/2004 01:44