fifampitokisana
21. pitchou
(
02/03/2004 16:28)
fa tsy hoe satria iny tsy natokisana d tsy misy azo atokisana daholo ny hafa an!
22. fijo
(
03/03/2004 09:08)
mahatokisa ahy e.izaho no mpiandry tsara.ho voasafo ny ambony ,ary ho voa pepeka ny ambany.hoy ilay mpiandry andry izay.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 03/03/2004 09:08
24. bice
(
03/03/2004 09:39)
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/bice ny 03/03/2004 21:39
25. hendry
(
03/03/2004 11:15)
Inona ary ny soso-kevitra entin´i Fijo ifandaminana mba tsy ho lany andro mifampitsikera fotsiny e? Tsy midika akory zany hoe i Fijo irery no mila mitondra vahaolana fa sika rehetra.
Ka raha tsy resahana hoa ilay izy tsy hita zay andraisana vahaolana. Vita ny fifampitsikerana hono, inona ny lesona azo tsoahina? Ny lhl aoka hanaja ny vhv araky ny tokony ho izy, mba tsy ho fitaovana azo anariana zay mavesatra fotsiny fa mba ho olona mpiara-dia @ fiainana mifanampy @ tsara sy ny ratsy ary mifampizara fitiavana.Sika vhv aoka mba hatoky ny lhl zay hita fa manao ezaka hitia ny vhv araky ny tokony ho izy fa tsy hiahiahy foana hoe lhl mpamitaka sy mpampirafy. Izay hita fa manao ezaka hoy aho a, raha olona efa miharihary ve hoe tsy maintsy hampirafy foana dia inona mbola itokisana azy?

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 03/03/2004 23:15
26. pitchou
(
03/03/2004 17:46)
sa isika vehivavy aoka hitia ny lehilahintsika d tsy miodikodina, ianareo lehilahy aoka hitia ny vehivavinareo d tsy mandehandeha sy mampirafy?
27. fijo
(
04/03/2004 11:29)
ka tsy izaho no niteny an'io fa ilay mpiandry ondry.ih,ih,ih
dia samia mandray ny vahaolana hitany ato e.
dia samia mandray ny vahaolana hitany ato e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 04/03/2004 11:29
28. bice
(
04/03/2004 20:59)
pitchou
ka ny isan`ny vevay nge betsaka de mbo mizarazara ny lelah e
ka ny isan`ny vevay nge betsaka de mbo mizarazara ny lelah e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/bice ny 04/03/2004 20:59
29. fijo
(
05/03/2004 11:32)
izany ka bandy mahay mandamina zavatra.misaotra letsy e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 05/03/2004 11:32
30. pitchou
(
05/03/2004 17:27)
d meteza ko ary ho ao anatin'ny isan'ny lehilahan'ny vehivavinareo e! d aza mitsikera!
31. hendry
(
05/03/2004 16:24)
hô! hô! Iza no tsy mahatanty?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 06/03/2004 04:24
33. ikaretsaka
(
08/03/2004 20:34)
eny hoa ry pitchou.. ze zaka ihany fa tsy mizaka ny tsy eran'ny aina
34. pitchou
(
08/03/2004 17:48)
hita ko! ny pikla n'i karetsaka ve ohatra ndeha hilingilingy hitondra bull?
35. fijo
(
09/03/2004 11:49)
ary ny bull koa ve de hitarika pikla.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 09/03/2004 11:49
36. pitchou
(
09/03/2004 17:17)
oh! efa nahita bull nitarika fiara kosa aho aloha e! t@ iny lalana mankany Ambanja iny!
37. fijo
(
10/03/2004 11:00)
tao anaty boky momba an'y mada izany sary izany.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 10/03/2004 11:00
38. ikaretsaka
(
10/03/2004 16:49)
oay misy taxi nitondra bull.. rehefa sendra ilay ramatoa avy any @ pochasrd andeha hody dia nividy hena!
39. fijo
(
11/03/2004 10:23)
aza miresaka an'izany fa avy dia noana aho kle.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 11/03/2004 10:23