fifampitokisana
42. ikaretsaka
(
13/03/2004 12:41)
tssss ko raha tsy ilay olona hoe lasa mpisipa tampoka satria lasa mpisipa ny alikany ko style 101 dalmatiens
47. kitjo
(
18/03/2004 14:01)
ny an alika zany fa ny an ilay olona hafa ko
zay kosa ny tsy itovizantsika @ alika e
zay kosa ny tsy itovizantsika @ alika e
55. ikaretsaka
(
22/03/2004 18:24)
rehefa ,mifampatoky sy samy mety ve.. na inona na inona orokorofana haninona!
56. ikaretsaka
(
22/03/2004 18:24)
rehefa ,mifampatoky sy samy mety ve.. na inona na inona orokorofana haninona!
57. kitjo
(
26/03/2004 20:19)
ko ze tiany amzay fa azy zany koa,fa tsy oh ny an alika oe orokoro... fts
