valin-tenim-behivavy
1. tambatra
(
10/02/2004 17:46)
Inona no hatao fa misy sipa te ho tiako kanefa zaho tsy hoe tsy tia azy raha namana fotsiny,fa ny azy izany miarak@mihitsy nefa aho tsy te hiteny hoe:tsy te hiaraka aminao aho satria hitako fa tia ery izy.
Inona no hoteneniko azy ry vehivavy?
Inona no hoteneniko azy ry vehivavy?
répondu par ikaretsaka le 17/03/2004 10:52
2. tequila
(
10/02/2004 20:31)
Lazao ny ao am-ponao e , raha tsisy fitiavana ho azy dia lazao , raha taritinao ohatran'izao dia hanjary hieritreritra izy hoe misy espoir nefa enao ve aloha tena sûr fa tsy tia , sao dia mampifila fotsiny satria tiana .
Fa raha izany dia tsory e!
Fa raha izany dia tsory e!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/tequila le 10/02/2004 20:31
3. tenio
(
10/02/2004 15:11)
Ny koziko amin'ialahy dia: aza mandalo katsa-maina ary ny valala hono tsy indroa mandy am-bavahady. Asa na azon'ialahy ny dikan'izany na tsia.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/tenio le 11/02/2004 03:11
4. fijo
(
10/02/2004 19:19)
mahery ratenio an,raha misy fitiavana kely marina,maninona raha miaraka aminy e.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 11/02/2004 07:19
6. rinakely1
(
11/02/2004 13:20)
teneno izy we tinao en tant qu'amie izy fa tsy sipa kou d samy vita sa hitady bala hafa indray!!!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/rinakely1 le 12/02/2004 01:20
7. fijo
(
12/02/2004 20:12)
na dia efa io ambiny io e.tsy tena miditra ,ary tsy tena miala koa.namana sakaiza e.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 12/02/2004 08:12
8. lema
(
12/02/2004 10:37)
omeo fahafaham-po izy fa aza ampijaliana na dia fotoana fohy fotsiny aza.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/lema le 12/02/2004 22:37
9. donemaskit
(
12/02/2004 13:02)
k'efa hijaly ihany avy eo rehefa tena hitany fa tsy mirevy azy leiry koa !
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 13/02/2004 01:02
10. fijo
(
12/02/2004 18:42)
mba efa nahazo izay nilainy izy aloha ko,maninona.ny adidy vita ny fafiny azo
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 13/02/2004 06:42
11. donemaskit
(
14/02/2004 10:33)
koa raha tsy io ihany no zava-dehibe raFijo a !
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 14/02/2004 10:33
12. ikaretsaka
(
14/02/2004 18:11)
samy vita de samy miala zanako hozizy mompera
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 14/02/2004 18:11
13. lema
(
14/02/2004 13:19)
za vaky damozana mou énao very karama
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/lema le 15/02/2004 01:19
14. xxx
(
16/02/2004 15:42)
Resaka serieux : iaraho izy fa izay no mba tadiaviny raha tsy dia masosotra anao. sao misy zavatra hitiavanao azy ihany rahaveo, azonao?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/xxx le 17/02/2004 03:42
15. fijo
(
17/02/2004 20:22)
done a,ka mitady anie ilay sipa e.omena izy hijaly tsy homena hijaly,ka tsy aleo homena.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 17/02/2004 08:22
16. hery
(
17/02/2004 10:01)
Gravy koa izany hevitr'i tenio izany... tsy handalo katsa-maina.
Ny atao hoe katsa-maina dia katsaka efa maina tsy laitra hohanina amin'izao fotsiny. Raha ampitahaiina amin'ny oul dia ireny efa antitrantitra ireny. Ka raha sendra ny maman'i tenio ilay oul dé tsy handalo katsa-maina ve? Tsy aleo mihemotra ihany?
tsiky dia ampy
Ny atao hoe katsa-maina dia katsaka efa maina tsy laitra hohanina amin'izao fotsiny. Raha ampitahaiina amin'ny oul dia ireny efa antitrantitra ireny. Ka raha sendra ny maman'i tenio ilay oul dé tsy handalo katsa-maina ve? Tsy aleo mihemotra ihany?
tsiky dia ampy
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/hery le 17/02/2004 10:01
17. ikaretsaka
(
17/02/2004 10:14)
arakarak'ilay olona io ry hery... misy mipetaka an.. tsy manda fanomezana..
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 17/02/2004 10:14
18. fijo
(
18/02/2004 20:59)
aoka rahery a,ih,ih,ih.misy marina kosa anie ilay lazainy e.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 18/02/2004 08:59
19. hendry
(
23/02/2004 13:24)
Ny tsotra indrindra dia ny tsy fiarahana aminy rehefa tsy vonona ny hiaraka aminy enao. Mampijaly tena enao ilay miaraka aminy satria tsy sitraponao ilay izy fa modimody fotsiny dia tsy maintsy manao ezaka be mba tsy hahatsapany an´izay. Mampijaly an´ilay sipa koa nefa enao satria tsy maintsy hisy farany ihany ny fiarahanareo na ho ela ny hao haingana rehefa mahita ny tianao enao na leo ny fiarahana aminy, dia vao maika hijaly kokoa ilay sipa.
Fehiny: Aza midikizo fa ialao dieny zao rehefa hita fa tsy hanjary.
Fehiny: Aza midikizo fa ialao dieny zao rehefa hita fa tsy hanjary.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/hendry le 24/02/2004 01:24
20. fijo
(
25/02/2004 09:40)
za kosa milaza hoe homeo fahafahampo aloha izy,mba tsy hijaly loatra ka.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 25/02/2004 09:40