valin-tenim-behivavy
21. lema
(
27/02/2004 17:41)
iharao izy ry akama a!izany no tena fitiava namama ,mbola tsy niaraka taminy éla dé mitsirirytra izy fa rehefa miaraka nareo dé afa-po izy.
26. pitchou
(
08/03/2004 19:01)
ka nareo lhl ireto koa tsy hita ihany izay marina aminy! rehefa te-hampirafy d hoe aleo zarazaraina e! rehefa misy mitady anefa mitady hevitra ialana! inona ary ity!
32. kitjo
(
12/03/2004 13:22)
tttssssss,
fa ngah bol ny vevavy no apasipasy oh zany le,
fa joda ngah tsy mahazo d manao taty reraka?
fa ngah bol ny vevavy no apasipasy oh zany le,
fa joda ngah tsy mahazo d manao taty reraka?
33. 2689
(
12/03/2004 16:39)
Raha izaho leisy dia izao no lazaiko aminy : Misy sipa tena tiako any, tsy mety zakako kanefa tena mambabo ny foko manontolo, vao andalovany aho de mangorohoro ny lohaliko, ...
raha miaraka aminao aho, afaka manome fahafaham-po anao fa raha avy ny andro ilazany fa tia ahy izy, dia voatery manapoaka anao aho amin' izay andro izay satria izaho tena tia azy.
Raha mbola mi-insiste ilay joba dia ataovy, tsy mi-insiste izy dia hajao.
Ny tiako tenenina izany dia hoe ampahafantaro azy amin' ny fomba mihaja ny tena marina dia anjarany ny manapa-kevitra. Aza fitahina izy dia aza mamita-tena.

34. kitjo
(
14/03/2004 16:29)
tsy aleo kosa v hazava ny lalao ry ramaso an,
mety tsara tsy mety d samy mifanaja
mety tsara tsy mety d samy mifanaja
35. ikaretsaka
(
15/03/2004 12:18)
ary raha avadika ny role dia ilay vehivavy indray no miteny izany @ ilay lehilahy
37. ikaretsaka
(
17/03/2004 10:52)
tonga ve de sout as na sans as? dia defende en zone fa tsy maka 1 avy.. ko tsy tena...