tata

1. xxx ( 10/01/2004 20:41)
mitady tovovavy tsaa tarerhy
2. kally ( 10/01/2004 11:57)
Misy be dia be mihitsy fa ohatran'iza ilay tsara tarehy aminao?
3. donemaskit ( 10/01/2004 14:06)
ohatran'i Whoopy Goldberg sa...?
4. bandymilay ( 10/01/2004 14:53)
aza asiana hanihany rangaha fa mba misy olona tena mila namana anie e!! toa ahy ( lol )
5. donemaskit ( 10/01/2004 15:13)
fa mitady namana sa sipa tsara tarehy e?!
6. isrine ( 10/01/2004 18:57)
salut!
de mitadiava ary moa e, fa hahita ny ilainao enao rehfa mihodina eto @ namana!
7. xxx ( 11/01/2004 18:47)
ko izy ary x tsy fatatra akory na lahy na vavy koa inona no ho hitany eo
8. xxx ( 11/01/2004 13:08)
mba omeo morse e lehilahy
9. xxx ( 11/01/2004 13:10)
tsy misy a
10. xxx ( 11/01/2004 13:11)
done mastik mety daholo
11. donemaskit ( 11/01/2004 13:38)
Ngamba leisy zany tsisy tovovavy tsara tarehy ato... h@ zao!
12. xxx ( 12/01/2004 18:27)
Ity tokoa zà tena mila namana manorata ao @ rajaonasafidy@yahoo.fr
13. adamilus3a ( 12/01/2004 11:53)
le sipa mila namana miafina reny mankanesa aty fa specialiteko zany
14. fijo ( 13/01/2004 09:14)
sipa tsara tarehy maro ato ireto ve letsy dia tsy ahita ialahy isany ,fa dia efa mikipy angamba ianareo mijery ny sary ato ka.
15. xxx ( 13/01/2004 11:49)
marina zany misy njama be ao de anoratana tsy mamaly
16. fijo ( 14/01/2004 11:54)
izay kosa aloha dia marina be mihintsy e.maninona ary no tsy mamaly ianareo.
17. xxx ( 14/01/2004 09:22)
ny sipa anie tsara daol fa oh iza no mety²@nao!?
18. nata ( 14/01/2004 09:23)
maninona ry adamilus!namana miafina ahonn?préciséo kely hoe!
19. moi ( 15/01/2004 11:50)
'zay sipa tsy mamaly ny antso zany de ratsy tareh ?
Nefa anie dia maro no misora-tena ho tsara e !
20. xxx ( 15/01/2004 12:37)
marina izany izay tsy mamaly izany tsy tsara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3423