tata
22. xxx
(
15/01/2004 13:36)
Mba ataovy sérieux ilay izy. Enao nametraka ilay sujet koa anie ohatran´ny ...
Ny anaranao sy ny contact-nao aza tsy omenao ka hitady @ ahoana enao? Sa heverinao fa mpaminany daholo ny namana ato hahalala zay tokony anoratany any aminao. Zaho zao tsara tarehy saingy....
Ny anaranao sy ny contact-nao aza tsy omenao ka hitady @ ahoana enao? Sa heverinao fa mpaminany daholo ny namana ato hahalala zay tokony anoratany any aminao. Zaho zao tsara tarehy saingy....
24. fijo
(
16/01/2004 10:07)
dia naninona izao izay.ngaha misy hanenjika anao amin'izany.dia mamalia kosa amin'izay ny sipa e.
25. kally
(
16/01/2004 20:29)
Ka ny olana anie izy miteny hoe tovovavy tsara tarehy,tsy fantatra hoe ohatran'iza izany tsara tarehy lazainy izany.Dia tsy misy mamaly loatra izy!
26. hendry
(
16/01/2004 09:07)
Misaotra an´i mahaleo nametraka ny anarany. Zaho ilay xxxx teo amboninao nilaza hoe enao ary tsy mametraka anarana koa. Ka ohatran´ny ahoana ary ny tsara tarehy aminao sao dia mba ao anatiny aho e
27. mahaleo
(
16/01/2004 11:53)
alao angamba ahatsapa tena ireo tsara tarehy rehefa tsara dia trsara tsy misy ady hevitre
28. xxx
(
20/01/2004 15:10)
ka ny tsara aminao mety tsy ilay tsara eritreretinay koa. Sao mba mamaly nefa avy eo....
29. fijo
(
21/01/2004 11:27)
izaho koa mitady sipa,na madama tsara tarehy.ary avy dia mamaly fa tsy be fanontaniana raha manoratra ianareo.
32. ikaretsaka
(
22/01/2004 20:17)
hahahaha sao hifanahirana eto nareo fa za tsy te hanao arbitre an
