tapo-ketsa
1. lema
(
08/01/2004 13:43)
misy sipa be tapony ary misy ndray le fisaka iza @ireo ary no tena mahafinaritra misy koa ny be molotra misy koa ny kely mahaiza misafidy ry zalahy
répondu par fijo le 14/04/2004 21:27
6. xxx
(
08/01/2004 17:24)
Anontanio an'i Fijo leitsy a fa tonga de fantany hoe ty sipa ty hoatr'izao na zao alohan'ny hikotin'nelah azy e
11. ikaretsaka
(
08/01/2004 18:46)
tsy le obese be reny kosa ra fijo an... @ ireny tsy tapokentsa intsony fa bongolava!
13. xxx
(
09/01/2004 19:07)
diniho fa indraindray mety hita ihany...tsy mahita ny ambay maso indray an
14. rinakely1
(
09/01/2004 10:56)
resaka inn njay ary ty klé!
ka na kely na lébé v tsy mitovy daholo refa manafono iny basinareo iny e!
ka na kely na lébé v tsy mitovy daholo refa manafono iny basinareo iny e!
15. donemaskit
(
09/01/2004 11:00)
marina mihitsy zany Rinakely... tsy hitako izay hiraharahiana an'izay "molotra" any!
Tena manova zavatra tokoa ve ny habeany?!
Tena manova zavatra tokoa ve ny habeany?!
17. ikaretsaka
(
09/01/2004 15:52)
za mba gaga... ... tsy zaranareo aza misy ireo lehilahy sasany mba mijery ny zavaboahary sy mitia aloha fa tsy le tsy tianareo hoe manatsofoka be fahatany
19. kally
(
10/01/2004 11:56)
Matoa nasiana ny tapo-ketsa sy ny havoana ary ny lemaka sy ny lohasaha dia mba samy hanana ny tandrify azy ny tsirairay,izay kamo hihanikanika mifidy ny mora idirana,tsy haiko aloha e!ianareo ihany io!
