tapo-ketsa

61. donemaskit ( 20/01/2004 20:50)
Mandalova kely any dia tantarao e!
62. fijo ( 20/01/2004 10:18)
ih,ih,ih,ah,ah,ah.rehefa any dia izay e.
63. donemaskit ( 20/01/2004 10:20)
ka sao dia mifindra any @ ny an'elah eo koa ny masiso!
64. ikaretsaka ( 20/01/2004 14:25)
ko efa hoe tsy mbola tany aho hoa fa lazaina ihany laisany raha ohatra ka
65. ikaretsaka ( 20/01/2004 14:29)
amboary fotsiny ny tanindaisoa sy salady hikaretsahako
66. lema ( 20/01/2004 09:04)
asio zezi-kisoa fa ho vokatra tsara io
67. ikaretsaka ( 21/01/2004 20:24)
sao misy aretina @ iznay le
68. fijo ( 21/01/2004 10:02)
atao tsara tondraka io dia ho mandina foana
69. donemaskit ( 21/01/2004 10:23)
marina io
70. ikaretsaka ( 21/01/2004 15:45)
sao petsapetsa loatra kle
71. lema ( 21/01/2004 12:30)
ka tsy zay ve no tsara sa lé maina be reny?
72. rinakely1 ( 21/01/2004 15:29)
maina ohatran'ny lé any @ désert e!
73. ikaretsaka ( 21/01/2004 16:25)
tsss tsy tampoketsa indray izany fa ... isalo... maina loatra
74. fijo ( 22/01/2004 09:28)
tondrao e.
75. lema ( 22/01/2004 10:35)
tondrahana @ rora ve?
76. ikaretsaka ( 22/01/2004 13:16)
mahatondraka azy ve izany ry lema?
77. donemaskit ( 22/01/2004 17:44)
@ arrosoir e
78. fijo ( 23/01/2004 09:21)
arrosoir lava vava
79. lema ( 23/01/2004 12:46)
fa atao inona rasoir sa ahoana indray ary nareo @ tapo-ketsa be ala sy bozaka mba be pakafy ve reny sa ahona e!
80. lema ( 23/01/2004 14:22)
inona ary zany samia maminany lavaka iray fivoahan'ny anany alokalofan'bozaka fohy ao ampivoany no misy ny zohy.
inona ary zany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.28