tapo-ketsa
23. mozart
(
10/01/2004 16:33)
ny ahy aloha le sady be tapony no tsy marihitra be no tena tiako e!!!nefa arakarak'le jôba mampirevy ihany io an!! sa ahoana Rinakely.....misy koa anie ny sipa ry Fijo jerena mahia fa mitondra azy e!!!!sady reny le tena mahay manivana moa ry Lema a!!!aleo lesy maka ze be tapony a,iny azo ihanihana tsara;sady mahazaka dona reny an/
27. fijo
(
13/01/2004 10:30)
ka ianao kosa no mahay azy ko inona indray.dia ho sosotra?
fa aleo wa misy misy e.
fa aleo wa misy misy e.
29. xxx
(
13/01/2004 10:14)
Na be tampony na be molotra toa mitvoy ihany ny tsirony.Ny ahy ny resaka embalage no manintona ahy.Rehefa milay ny slip de izay aloha de avy eo mijery ny ao anatiny. Aza mba sendran'ny silipo sinoa ngezabe ary e!
31. ikaretsaka
(
13/01/2004 13:59)
fa hono ho aho ry zalahy... molobilany feno arina de molotr'o feno inona?
38. ikaretsaka
(
14/01/2004 13:49)
sady manao explorateur ao aloha ra fijo ko... eo am-pisacasavana ange no ahitana ny....
