Tohin'ny "faire un bébé toute seule"
1. isrine
(
15/12/2003 18:04)
Dia ahoana no hevitrareo lehilahy raha toa ka misy vehivavy mangataka izany aminareo?
répondu par ikaretsaka le 18/01/2004 11:17
2. xxx
(
15/12/2003 19:21)
Ny revy miaraka amin'ilay vehivavy mety azo leferina ihany fa ny arakaraka amin'ilay boay kely rehefa afaka 15 taona no olana...
Manenjika io eritreritra io an.
Manenjika io eritreritra io an.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/xxx le 16/12/2003 07:21
3. ikaretsaka
(
16/12/2003 20:03)
arakarak'ilay vehivavy io ry isrine aaa...
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 16/12/2003 08:03
4. raten
(
16/12/2003 16:50)
Zavatra mora atao 'zany kanefa mijabaka raha miditra @ 'zany. Tsy maintsy misy ambadika pôlitika 'zany rehefa any aoriana. Sady tsy mety ko 'zany papozy notorotoronina t@ zavatra tsy normaly 'zany eh!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/raten le 16/12/2003 16:50
5. rinakely1
(
16/12/2003 09:50)
aza manaika an'izany e! mijaly fotsiny ny zazah refa any aorina! fa refa tsy fidiny mou hafaka anao innn ary?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/rinakely1 le 16/12/2003 21:50
6. xxx
(
16/12/2003 10:51)
tsy olana akia zany ry isirine fa rehefa mampifilafila ry zareo dia hoy Goldman amin'ilay hira izay hoe:
"....Elle a choisi le père en scientifique
Pour ses gènes, son signe astrologique....."
"....Elle a choisi le père en scientifique
Pour ses gènes, son signe astrologique....."
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/xxx le 16/12/2003 22:51
7. tequila
(
16/12/2003 12:34)
eny hoa , sady tsy aleo aza ve zaza niriana , na dia ny reniny ihany aza no naniry , toy izay ireny zaza mijaly ao anatin'ny fianakaviana korontana ireny . Au moins tu sais à quoi te préparer .
Dia mirary soa rehetra e !
Dia mirary soa rehetra e !
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/tequila le 17/12/2003 00:34
8. mamy
(
16/12/2003 16:29)
izao no tsy azoko: misy ny vehivavy te-hiteraka hanan-janaka kanefa tsy hanambady. tsy fitiavan-tena ve izany? ilay zaza haterakao rehefa avy eo anie ka mba te-hanandray koa e. te-hanan-dray eo akaikiny eo fa tsy eo any ho any na koa aza tsy misy! ianao te hanan-janaka fa ilay zaza izany tsy tianao hanan-dray!?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/mamy le 17/12/2003 04:29
9. isrine
(
16/12/2003 18:46)
Akory e!
Efa safidin'ilay vehivavy anie ny mba ho torak'izay e.
De tonga @ hiran'i Goldman tokoa re e!
Efa safidin'ilay vehivavy anie ny mba ho torak'izay e.
De tonga @ hiran'i Goldman tokoa re e!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/isrine le 17/12/2003 06:46
10. ikaretsaka
(
17/12/2003 14:35)
Raha hifanarahana dia amiko aloha tsy misy olana e
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 17/12/2003 14:35
11. rinakely1
(
17/12/2003 11:32)
ka i mamy ary v vonona ny hitaiza e?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/rinakely1 le 17/12/2003 23:32
12. tequila
(
17/12/2003 11:39)
Eny hoa ry rinakely .
Fa tsy fitiavan-tenan'y lehilahy koa ve nefa ny hoe miteraka dia avy eo lasa e . Tsy maika aza ve zany mampijaly saina zaza ?
Fa tsy fitiavan-tenan'y lehilahy koa ve nefa ny hoe miteraka dia avy eo lasa e . Tsy maika aza ve zany mampijaly saina zaza ?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/tequila le 17/12/2003 23:39
13. rinakely1
(
17/12/2003 15:57)
zany manko!
refa tsy samy mbola vonona d tsy manao zaza d samy miala kou!
refa tsy samy mbola vonona d tsy manao zaza d samy miala kou!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/rinakely1 le 18/12/2003 03:57
14. isrine
(
18/12/2003 14:01)
Fa ny taonan'ny vehivavy mandroso ihany, de io no iafarany satria te-hanataranaka. Isika gasy no mandala ny fiainam-pianakaviana fatratra, ka mahita hoe, aleo eo anivon'i dada sy Neny.
Tequila: marina ny hevitrao.
Ikaretsaka: inona ary no mety azo atao hifanarahana? Ohatra?
Tequila: marina ny hevitrao.
Ikaretsaka: inona ary no mety azo atao hifanarahana? Ohatra?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/isrine le 19/12/2003 02:01
15. ikaretsaka
(
19/12/2003 15:02)
ka raha misy mitady an'iznay kosa ve? ny an'ilay sipa no te hanao bebe toute seule dia mitady rainy fotsiny ko! tsy hitaizay maharatsy azy raha ifanarahana ko..efa te ho SEULE aza izy ko inona
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 19/12/2003 15:02
16. ikaretsaka
(
19/12/2003 15:06)
Isrine: ohatra hoe hifanarahana fa dia "mahabevoka" fotsiny ilay lehilahy dia izay!
Raha ny hevitro aloha dia aleoko izay toy izay mankany amin'ny Banque de sperme eeeee! na manao bebe eprouvette!
Raha ny hevitro aloha dia aleoko izay toy izay mankany amin'ny Banque de sperme eeeee! na manao bebe eprouvette!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 19/12/2003 15:06
17. isrine
(
19/12/2003 12:22)
ka izay anie no atao hoe "mila zaza fotsiny le vehivavy e", tsy zavatra hafa mitsy, azy ny sisa rehetra avy eo. Ianao lehilahy mikisaka. Tsy zaran'ny lehilahy aza ve moa zavatra toy izany, hanenjika vehivavy aza hatao, à izay mbola tsy fantatra na hahazo na tsia, kou ny efa mangataka ve tsy homen'lehilahy.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/isrine le 20/12/2003 00:22
18. ikaretsaka
(
20/12/2003 13:44)
Rah aizaho aloha ny vehivavy ka mil azaza aleoko maitady lehilahy manaiky hanome ahy zaza toy izay manangana na manao artificielle e... natiral foan any ady eo ko
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 20/12/2003 13:44
19. isrine
(
20/12/2003 12:04)
Ka ny lehilahy sasany anie tsy toa anao ry ikaretsaka e. NA mety mody eto @ forum no samy mangina fa ny any antsaina any mitovy ihany. Na matahotra sao de ho tonga i isrine handondombaravarana any aminy any.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/isrine le 21/12/2003 00:04
20. ikaretsaka
(
20/12/2003 19:17)
ka dia tena apetraka an-taratasy sy hifanaraha mihitsy hoe mena zaza iaanao dia samy vita e! bevoka ianoa dia bye bye!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 21/12/2003 07:17