Tohin'ny "faire un bébé toute seule"
21. ikaretsaka
(
20/12/2003 19:19)
ka dia tena apetraka an-taratasy sy hifanaraha mihitsy hoe mena zaza iaanao dia samy vita e! bevoka ianoa dia bye bye!
22. isrine
(
20/12/2003 19:31)
Zay anie no izy e, fa tsy de ilaina atao anttsy zany.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/isrine ny 21/12/2003 07:31
23. rniaina
(
21/12/2003 16:49)
atao inn ary ttasy ry ikaretsaka, ilay vehivavy anie efa vonona ny hitaiza irery..... mety hoe ilay lehilahy ndray aty aoriana no hitaky hoe aiza ny zanako.... de zay no tombony amin'ilay banky de sperma e! tsisy arakaraka.......
24. raten
(
22/12/2003 17:58)
tsy loooza ve raha fantatry ny ol tena miaraka @-nao 'zany fôlaitra be 'zany! sa koa efa lazaina izy !
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/raten ny 22/12/2003 17:58
25. isrine
(
22/12/2003 16:50)
De izay no ilana ny fahaizanareo lehilahy e, fa tsy we zara aza fa mahita!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/isrine ny 23/12/2003 04:50
27. ikaretsaka
(
18/01/2004 11:17)
mety nahaiana ahy ihany ... fa lavitra loatra i Liban ry isrine a
28. ikaretsaka
(
18/01/2004 11:17)
mety nahaiana ahy ihany ... fa lavitra loatra i Liban ry isrine a