Mandeha ran'orona @ andro mangatsiaka!
1. isrine
(
01/12/2003 19:18)
Tsy fantatro izay antony ka ilako fanazavana aminareo, fa rehefa mangatsiaka ny andro de mandeha ran'orona za. Tsy isan'andro akory fa indraindray.
répondu par ikaretsaka le 22/03/2004 09:18
2. xxx
(
02/12/2003 10:39)
mety tsy mahazaka chauffage dia maina be ny anyanaty orona any dia vaky dia mande-ra
3. isrine
(
02/12/2003 15:31)
Salut!
Ka ny fotoana mampande ny ran'orona de à iny maraina à 10-11h iny.
Za alou tsy de mahalala, fa ohatry ny inoako ihany le hoe mety ho ny chauffage, nefa koa efa 6 taona za no aty fa vao 2 taona izay no nanao toy izany.

6. isrine
(
03/12/2003 15:10)
De raha tosidra de maninona no rehefa mangatsiaka anefa no miseho le izy e. TSy haiko re e, mitsilany eo ampandriana za reehfa manao toy izany eo @ 30 mn eo de manohy asa indray avy eo.
Misaotra anareo nandefa hevitra e!
Misaotra anareo nandefa hevitra e!
8. isrine
(
05/12/2003 18:22)
De maka seza 2 de mitsilany ihany e. Ka mba ilazao hevitra ary ry Ikarestaka a!
A+
A+
9. doris
(
03/01/2004 09:14)
manahoana e!
manantona dokotera ry isrine. Aza atao tsirambina ny fahasalamana e.
manantona dokotera ry isrine. Aza atao tsirambina ny fahasalamana e.
10. isrine
(
10/03/2004 13:22)
raha toa ary ka lazaina fa hoe tension ilay izy dia tension midina sa miakatra?