kilalaon-tsary sipa manja
1. hoditrakondro
(
22/11/2003 15:44)
Jereo ny sary eto @ny takelaka dia mba lazao oe iza no sipa manja indrindra @ ireo nametraka ny sariny ao.
répondu par hoditrakondro le 26/02/2004 20:17
3. hery
(
23/11/2003 20:21)
Ny tsy mampety an'ilay kilalao dia satria tsy nivonona ny hifaninana ny sipa maka sary. Misy nametraka sary hojeren'ny namana fotsiny fa tsy natao hifaninanana.
Azontsika anokafana toerana hafa ho an'izay te hifaninana dia samy mampiseho ny talentany ao.
Azontsika anokafana toerana hafa ho an'izay te hifaninana dia samy mampiseho ny talentany ao.
4. xxx
(
23/11/2003 09:40)
ny sipa koa mba milaza oe iza no bandy manja indrindra @ ireo nametraka ny sariny ato.
7. fijo
(
24/11/2003 19:52)
ny an'drahery no marina ko.tsy mbola vonona ny sipa dia atao ahoana no mampifaninana azy.
8. rfanjav
(
25/11/2003 15:23)
sady aza mampiady biby tsy mitovy e,
na ny fifaninana miss aza sahirana ny mpitsara misafidy izay holaniana,
ka aminareo lehilahy efa misy firy ato, ny tsara @ iza no raisina fa manja ?!!
na ny fifaninana miss aza sahirana ny mpitsara misafidy izay holaniana,
ka aminareo lehilahy efa misy firy ato, ny tsara @ iza no raisina fa manja ?!!
10. hoditrakondro
(
26/11/2003 14:38)
Dia aleo tonga dia omena an'i Ratam na i Hery zany ny loka e! sa ahoana hoy ianareo.
17. hery
(
29/11/2003 18:33)
Tsy azo itsarana hoe manja na tsia koa angé ny sary e... rehefa misy miss dia tena mila jerena tanteraka mihitsy lé oul... asaina miboridana (oups manao maillot de bain mantsy e).
Koa raha ny sary profile kely eto io mandainga.
Ny sariko izao izay tena hitako hoe tsara indrindra no napetrako ato fa izay hahitana ny défaut-ko nesoriko aloha hihihi.
Koa raha ny sary profile kely eto io mandainga.
Ny sariko izao izay tena hitako hoe tsara indrindra no napetrako ato fa izay hahitana ny défaut-ko nesoriko aloha hihihi.
20. isrine
(
01/12/2003 15:50)
Tena piso za ry X a;
Ka ny kilalaontsary anie tsy voatery hoe mila ivononana be ry zareo a. De izay sary efa ao alou jerena e. Sady tsika samy eto @ ordi fa tsy afaka ny ho aiza akory.
Ny sipa manja ao dia i " FARA"
Ka ny kilalaontsary anie tsy voatery hoe mila ivononana be ry zareo a. De izay sary efa ao alou jerena e. Sady tsika samy eto @ ordi fa tsy afaka ny ho aiza akory.
Ny sipa manja ao dia i " FARA"
