kilalaon-tsary sipa manja

21. fijo ( 02/12/2003 11:30)
tandremo fa ny piso au vin blanc tsara an.atao be ravin-tsara io dia tena mampazoto homana tokoa.fa toa manja daholo ilay ao ka.ny ahy tiako daholo e.
22. rfanjav ( 02/12/2003 20:19)
ka efa noteneniko ihany fa izay tsara @ i isrina ohatra tsy ho manja @ i fijo mihitsy, dia ny an'iza no raisina fa manja!

tsy mety ho'aho fa kilalao hafa indray atao e!
23. fijo ( 02/12/2003 19:38)
sady mampibolisatra.raha hiteny aho hoe tsara i x.dia nefa aho mba mila resaka amin'i Y,dia hoavy izy avy eo hoe ny anao i X no tianao ko aninona aty.kilalao ratsy io ka.aleo atsahatra.
24. hoditrakondro ( 03/12/2003 20:14)
Tsy ratsy izany io nama fa aleo hitohy ihany aloha e! ary tsy mampibolisatra koa fa kilalaon-tsary fotsiny ihany e!
25. isrine ( 03/12/2003 18:10)
Andraso alou zany mbola hiverina hijery sary e, sady sao de vao nisy nampiditra ao; a+
26. fijo ( 04/12/2003 20:30)
ny mampiditra mapiditra ihany,moa ny manala koa manala foana.
27. rfanjav ( 04/12/2003 15:07)
mazotoa mifantina ary kou
28. fijo ( 04/12/2003 19:03)
ka efa hoe manja daholo ny ao.
29. kally ( 05/12/2003 17:50)
Ndeha ho soloiko sarin'i Poopy haingana ny ahy raha izany kah! sô ahoana?
30. xxx ( 06/12/2003 13:43)
ary satria misy ny sipa tena milay!! ary ny kofa iza tena bogany!?
31. kally ( 07/12/2003 12:32)
Betsaka ao kah!mahazo mijerijery ao ianao.Dia ahoana rehefa voafidy ny tsara indrindra?Dia atao ahoana?Toa tsy fantatro tsara ny anton'ilay izy tsinona koh!
32. fijo ( 09/12/2003 11:09)
aza soloina sarin'i poopy izany,fa angaha iny manja noho i ndry.
ka tsy nisy antony fa mba te hampiresaka i lery e.
33. kally ( 09/12/2003 16:55)
mmh!misaotra an'i fijo aloha amin'ilay mba hoe "manja" hono aho e!
tsy esoriko indray raha izany tokotrany kah!
34. fijo ( 09/12/2003 19:49)
aza mitsaoka izany fa aleo hifampidera ao ka.ngaha i XX irery no manja?
35. rfanjav ( 10/12/2003 19:32)
i xxx no tena manja ko,

nefa omena an'i xxx iza ny loka, izay manao hoe xxx indray zany no miady loka rehefa avy eo fa tsy fantatra hoe xxx iza no tena tompony !
nde koa za mba hanao xxx sao dia mba lasako ihany rehefa raikitra ny ady, hi hi hi
36. fijo ( 11/12/2003 10:28)
hanao x hoe?hay ko dia izany indray.miova be izany.ih,ih,ih.
37. kally ( 13/12/2003 12:10)
Hanao X hoe ry Fijo sy rfanjav an?
Tena henjana sady lalina ianareo ireto raha hampivaona resaka kah!
38. fijo ( 16/12/2003 09:43)
ka izy ihany anie no nampiditra aloha e,dia mba manaraka koa aho.ih,ih,ih.
39. rinakely1 ( 16/12/2003 11:15)
inn ndray zany x ato zany e? ary mitady hanao film d tsy manasa hijery akory an!
40. rfanjav ( 16/12/2003 14:33)
fijo : xxx no nolazaiko teo fa ianao no nandray zavatra hafa !

aza de ratsy saina ho'aho!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2523