kilalaon-tsary sipa manja
42. rfanjav
(
18/12/2003 19:01)
vraiment !!!
fijo : ianao ihany no niteny t@ 09/12/03 - 23:49 hoe "ngaha i XX irery no manja? " dia novaliako hoe " i xxx no tena manja ato !
satria manahirana ny fitsarana dia ireo zay tsy mitonona anarana ato tsaraina e! dia tsy mitonona anarana koa ny mpanome naoty !

44. kally
(
27/12/2003 11:55)
Fijp sy rfanjava!mifanaraha tsara ianareo fa sao ho tolona no hiafaran'ity reskareo tsy mifanarka ity kah!
45. xxx
(
29/12/2003 18:12)
Tsy mety voavaly mihintsy ilay fanontaniana hoe , averiko indray : iza ny sipa manja indrindra raha hanaovana X
46. fijo
(
29/12/2003 19:28)
aleo aloha hifampitolona ry kally a.ih,ih,ih.
misy manana problema io ambany io,ka mba valio nareo vehivavy.
misy manana problema io ambany io,ka mba valio nareo vehivavy.