Sakafo

irihat ( 10/12/2009 12:44)
atao aôna kay ry reto ny mamolaka moule gâteau vaovao, na le vita vy aty dago ireny na le vita vazaha? Ny ahy ny moules-ko le vita vy ireny. vao nividy moule vaovao mantsy fa akaiky ny fety e... suite
répondu par ni81 le 02/01/2010 10:23
hery ( 07/12/2009 16:23)
Inona ny kaly hataonareo amin'ny krismasy? ;-) Ny zavatra mba iriko zao (enga anie ho hitan' madama) dia Ny entrée angamba aleo tsy dia be vinaigre sy menaka loatra... na dia salady tsotsotra a... suite
répondu par yonikafopl le 02/01/2010 22:04
booboo ( 03/12/2009 22:05)
pow
pow ow Mitady recette-na pow raha misy manana ô. Fotsy² be ireny ilay izy dia misy hena tsy haiko² mamy - masira zany ao anatiny ; Brioche à la vapeur ny anarany hafa ? motika sinoa ilay i... suite
répondu par fahamarinana le 08/12/2009 14:42
Onah ( 07/11/2009 08:48)
Salama daholo eh Mba mangataka re7 pour tsakitsaky fanao amin'ny fety2. Ohatra hoe misy fety2 kely atao ao antrano, dia tsy vary sy laoka ihany, fa rehefa avy eo dia mandihy2 dia ohatra hoe mitsako... suite
répondu par lemurbaby le 24/01/2010 16:48
logan72 ( 06/11/2009 07:42)
Manahoana daholo e ! Aiza kay rey olona no misy manao na mivarotra cochon de lait tena tsara ? :roll: ... suite
répondu par logan72 le 26/11/2009 08:57
Ratoa ( 01/11/2009 01:12)
Iza no mahay mahandro varanga (viande de boeuf effilé)? ... suite
répondu par sipagasy le 16/05/2010 20:20
lema ( 28/10/2009 17:30)
sao mba misy mahay ny fanaovana ireny tsa tsiou reny lé" henan-kisoa amidy eny @ sinoa reny mamy masira"... suite
répondu par riah le 30/10/2009 09:21
KARELLE ( 18/10/2009 17:13)
manahoana dahaoly eh. SAIKA ba anontany ,mangatsiaka ty ny andro ka izao otran aiza kay ny fanaovanareo ny soupe nareo rehefa mikarakara par exemple soupe chinoise na van tan mine na koa soupe de ri... suite
répondu par irihat le 10/12/2009 12:41
mirambola ( 16/10/2009 23:00)
manahoana daholo nareo o!mba saika anotany hoe misy mahay manao glace v nareo? :) isaorana mialoha ho any reo namana afaka mamaly!!!... suite
répondu par olite le 20/10/2009 07:38
Djhamhal ( 09/10/2009 11:11)
ahoana kay ny fahandro reny hena ritra tena potipotika reny ? de hena inona @ omby no ampiasaina ? (le anarany )! misy hotely maromaro aty tàna tena mahay azy io ! fa tsy mety manoro le tompon'ny hot... suite
répondu par ni81 le 13/10/2009 11:15
soanja ( 04/10/2009 14:08)
Mba te hahandro baranjely voasesika aho (stuffed eggplant). Sao mba misy manana resety momban'io ianareo. Tsy asiana hena raha possibla fa ny trondro mety. Mba te hiala amin'ny mahazatra e! Misaotra m... suite
répondu par soanja le 20/10/2009 09:21
niryna ( 01/10/2009 14:26)
Samy manana ny fandrahoina sakafo angamba isika rehetra e,ao koa ny toerana sy ny zavatra andrahoina. Any amintsika raha mahandro akoho izany ? lany eo ny saribao vao masaka ilay akoho,toy izany koa ... suite
répondu par Lejoba le 09/10/2009 19:02
noelinah ( 25/09/2009 09:47)
sao ba misy manana recette maison hena ritra azafady fa isaka mahandro za de potika foana.... suite
répondu par Lejoba le 09/10/2009 19:00
simplex ( 21/09/2009 14:47)
tsy haiko na misy valiny ity na otran'ny question bete be fa zao: ahoana kay ny fitahirizana voankazo mora simba ee. Genre hoe akondro na zavoka... ra vao atao anaty frigo tsin dia lasa maintimaint... suite
répondu par xxx le 02/01/2010 04:46
fasha ( 20/09/2009 11:21)
manahoana daoholo tompoko zao re hanasa olona mpivady gasy izahay mivady @ alahady zao ka vao tokantrano vao manko ny tokantranoko bola tsy ary nanasa olona zany ny tenako nefa belle soeur io asaina ... suite
répondu par soanja le 06/10/2009 00:01
JOSIAH ( 10/09/2009 09:23)
Slt daholo mba omeo fanaovana misao tsotsotra moa za ry reto an :wink: merci... suite
répondu par RATOVOARY le 18/09/2009 14:04
boozkel ( 03/09/2009 12:51)
Sao mba misy mahay nareo, tsy haiko intsony na tsock na tchock no izy, Mitady @ net zah fa tena tsy mahita e, Atao soupe de riz ndray ny recherche fa tsy izy mintsy Ahoana kay no fomba fanaovana t... suite
répondu par rasoary le 21/09/2010 13:27
niryna ( 02/09/2009 04:27)
Manao ahoana daholo indray o,elaela be izaho tsy niditra tato :D Raha mipetraka any ivelany hianareo dia mety mahita anamamy maniry ve ? Mahita aho fa matahotra ny mihinana azy sady misy koa toera... suite
répondu par lemurbaby le 24/01/2010 16:57
simplex ( 13/08/2009 15:23)
nareo ve mba tia an'le kaly sady masira no mamy ireny? tsy otran'ny contradiction be ve? eny e, ny mofo grefy aloha tsara ee. Sady ramanonaka no mofo gasy mais bon... ra hena na hoe kaly no otrain... suite
répondu par mangabe le 07/12/2011 14:03
xxx ( 12/08/2009 10:58)
sao mba misy afaka manoro le fanaovana le paty lafarina beignet iny fa za nanao de tsy miraikitra @ le poivron lepaty farine misaotra betsaka... suite
répondu par vale le 14/08/2009 16:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0391