Diaspora

hana ( 07/01/2009 11:45)
Faly miarahaba ny namana tsirairay tratry ny taona 2009. Mirary soa sy fahombiazana ho antsika rehetra tsy an-kanavaka, lavitry ny ahiahy sy ny olana mety hiseho araka ity rohy manaraka ity. http://ww... tohiny
novalian'i soafara15 ny 14/01/2009 07:41
sipagasy ( 07/01/2009 00:14)
Miala tsiny fa @ tenin'ny mpampiatrano sa tompon-tany no marina kokoa.. Am-pifaliana hatrany anefa no anasana antsika ho tonga maro, euuhh nalaiko taryyyy e!! dia ampitaiko atyyy koa eh!!!! Koa to... tohiny
niryna ( 02/01/2009 18:06)
MIarahaba antsika rehetra samy tratry ny taona 2009 ! [img]http://www.indobase.com/holidays/new-year/gifs/happy-new-year.jpg[/img] [img]http://www1.istockphoto.com/file_thumbview_approve/6149793/2... tohiny
novalian'i niryna ny 07/01/2009 13:22
xxx ( 02/01/2009 16:31)
Miarahaba antsika rehetra tratriny taona 2009 , ary de mirary soa sy fahombiazana . Ty mba misy fanontaniana apetrako aminareo namana , refa manao certificat d'hebergement ve ka misy zazakely tsy amp... tohiny
novalian'i xxx ny 03/01/2009 12:10
rakotoline ( 01/01/2009 11:36)
miarahaba ny rehetra tsirairy tratin'ny,hitondra soa ho any rehetra anie ity taona ity ary ho ela velona daolo e,hitohy hatrany ny firaisan_kina sy fifanapiana,biz dol (l) :-* ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/01/2009 14:07
ni81 ( 30/12/2008 10:15)
Miarahaba ny namana rehetra tratry ny krismasy ary dia mirary fety faran'ny taona mahafinaritra ho antsika rehetra dia samy ho tratry ny taona vaovao koa e! Tsy dia afaka mitafatafa aloha mandritry n... tohiny
novalian'i kelly13 ny 30/12/2008 19:08
xxx ( 27/12/2008 19:08)
Manao ahoana daholo, Sao dia hainareo, inona avy ny condition sy ny dossier ilaina raha te hanafatra ny zandriko maika hitaiza ny zanako aty frantsa . Misaotra... tohiny
novalian'i Tazana ny 13/02/2009 19:06
Fiffi ( 26/12/2008 15:15)
heu.....ho antsika aty ivelany dia misy ny poste radio internet wifi... taloha manko rehefa hihaino radio [b]gasy[/b] de tsy maintsy mampirehatra pc kalou zay vao afaka mihaino an ! nefa misy a... tohiny
novalian'i Papoose ny 26/12/2008 23:02
roxanaha ( 20/12/2008 14:19)
Bonjour daholo grave ry reto zany hoe tsy mananjanaka zany a! Za mba efa te hiteraka satria efa feno taona ho @ zany(26ans @ taona ho avy). Mba efa nanao le test d'ovulation ihany ary tena hitan'ila... tohiny
novalian'i rmxx ny 24/11/2012 04:53
Ralay ( 20/12/2008 07:41)
Fantatra izao fa any NANTES indray ny toerana hanaovana ny RNS 2009 ny 11-12-13 aprily. Koa dia mampandre antsika rehetra sahady izay mikasa ny handeha mba hiomana dieny izao. Ny fandaharana hafa m... tohiny
novalian'i tolipy ny 25/01/2009 17:58
xxx ( 16/12/2008 13:21)
miarahaba antsika rehetra e! mba saika hanontany aho aiza kay no misy trano na hotely mora ao paris na manodidina raha mba mikasa ny ho any? aty @ province zahay no mipetraka dia tena tsy mahay ny ao ... tohiny
Tazana ( 13/12/2008 23:58)
Akory aby!Sao dia misy olona avy any Mada tonga na Europe na Amerika avaratra ohatra 1ere semaine janvier zao ka azo hiangaviana hitondra volon katsaka?Na raha misy mahita volonkatsaka hoe aiza no afa... tohiny
sipagasy ( 08/12/2008 11:16)
Miarahaba e! Efa nampidiriko tao @ ilay resaka 'mpiandry' iny ihany moa izy ity fa dia aleo atao vao² ato e!!!!! Aza hadinoina aza ny mijery TF1 rahampitso 09/12/2008 manomboka 22h40 e!tsy dia el... tohiny
novalian'i rurik ny 26/12/2008 17:08
niryna ( 06/12/2008 17:46)
Misy toerana izany dia tsy mba manana accent ny ordi ka raha te hiteny sy te hanoratra izao izahay ka teny roa samy hafa izao dia toa iray ihany no anoratanay azy eto. * lalana sy ny lalana : f... tohiny
novalian'i niryna ny 23/12/2008 16:26
xxx ( 03/12/2008 15:29)
manao ahoana daholo, hono hoa sao mba misy mahalala kay hoe aiza ho aiza ao istres no misy izany fiangonana vazaha misy pasitera malagasy izany? misaotra e!... tohiny
novalian'i nikah ny 06/12/2008 10:46
ni81 ( 26/11/2008 19:38)
Fianakaviana malagasy any Avignon may izy efa-mianaka, maty ny iray Zazalahy kely iray 11 taona no fantatra fa maty tamin’ny hain-trano niseho tany amin’ny tanàna atao hoe Avignon any Frantsa ... tohiny
novalian'i niryna ny 06/12/2008 02:20
iiinnniav ( 23/11/2008 18:00)
Salama daholo, fanindroany aho no nanontany, moa ve mba misy gasy mipetraka Denmark? Mazotoa daholo e... tohiny
novalian'i tolipy ny 25/01/2009 18:01
niryna ( 21/11/2008 20:35)
Taloha dia afaka mandefa entana amin'ny sambo izahay ,somary elaela ilay izy kanefa dia tonga soa amantsara. Ankehitriny dia tsy afaka mandefa intsony fa tsy misy ny sambo fandefasana aty amintsika ka... tohiny
novalian'i niryna ny 23/12/2008 16:28
olivar66 ( 21/11/2008 17:26)
Voaray hianatra teto amin'ny oniversité aty frantsa ny zandriko hanao 3è cycle. Araka ny fomba ankehitriny moa dia dia tsimaintsy misoratra anarana sy mametraka antontan-tarasasy momba ny diplôma e... tohiny
novalian'i tolipy ny 25/01/2009 18:12
iiinnniav ( 20/11/2008 14:00)
Mba saika hanontany ny hevitrareo, ahoana kay raha ohatra ka tsy afaka manova ny passport taloha ho vaovao @ daty voatondro (31 Dec 2008), de tsy maintsy any Madagascar ve no afaka manova an'ilay pass... tohiny
novalian'i xxx ny 15/12/2008 02:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0842