Liste des messages
Liste des messages, inserés par Tealala, par ordre de date
tealala
(
20/08/2019 10:53)
Mitovy endrika.
Inona moa ny hevitry teny hoe mitovy endrika?
Aleo fintinina ilay resaka fa lasa lava ve raha hatao fanazavana lava be sady makaloiloy.
Adam (hébreu) = "Homme"
Adama = "terre" na koa hoe tany
1 - Ny...
suite
répondu par tealala le 15/03/2020 16:31
tealala
(
05/08/2019 18:44)
Fihinana ve ny "thon"?
Raha ny voalazan'ny baiboly dia fihinana ve ny thon?...
suite
répondu par RBNIR le 24/01/2020 11:50
tealala
(
14/09/2018 15:35)
Resaka kisoa
Salama aby, mba manitikitika ny saiko ry zareo.
Tsy fadin'ny razantsika ve ny kisoa?
Raha toa ka tsy fady izy dia inona no antony mahatonga ny vohitra 12 tsy azo hitondrana azy ireny?
Nanomboka taona...
suite
répondu par hery le 16/09/2018 18:34
tealala
(
25/07/2018 18:01)
Afo be
Salama avy ry namana,
Araky ny hevitrareo :
1- Inona no hatao hoe afo be, na helo?
2 - Aiza no misy azy io?
3 - no antony nanaovana azy io?
Misaotra ho an'izay mamaly....
suite
répondu par endriny le 22/08/2018 04:27
Tealala
(
11/01/2018 04:12)
Fiangonana zandriny
Miarahaba ny mpinkambana rehetra
Hono hoy aho ry zareo, mba misy afaka mitanisa hoe iza avy kay ireo mpitarika fiangonana zandriny izay niaraka/nivavaka/ tao amin'ny Apokalipsy?
Dia azo hitokiana ve n...
suite
répondu par Miharena le 17/02/2018 12:19
tealala
(
05/12/2017 11:57)
Ny Famoronana
Salama daholo mba hizara fahalalana kely dia kely aminareo Momba ny famoronana an’I Adama sy ny manodidina izay. Tsy tena mahay teny hebrio ny tenako no tsy dia mahay manaza fa raha misy azo ahitsy ...
suite
répondu par tealala le 08/03/2018 10:32
tealala
(
25/10/2017 05:09)
Noravaina ny lalàna ao amin'ny TV
Efeziana toko 2 : 15[b] tao amin'ny nofony no nanafoanany ny Lalàna be didy amam-pitsipika[/b], mba hanakambanany antsika roa tonta ho olom-baovao iray ao amin'ny tenany...
suite
répondu par RBNIR le 07/11/2017 11:38
tealala
(
24/08/2017 05:04)
Faminaniana fitaka
Hono hoa zareo raha toa ka misy olona milaza fa ho apostoly miresaka amin'i Jesoa dia tsy tokony hafantatra mialoha ny zavatra ratsy mety hanjoa azy ve izy?...
suite
répondu par endriny le 20/09/2017 03:46
tealala
(
06/07/2017 05:34)
Famonjena
Inona ity famonjena dradradraina ity kay?
Hovonjena amin'ny inona?
Inona no antony fototr'ilay famonjena?...
suite
répondu par tealala le 07/08/2017 14:25
tealala
(
28/10/2016 09:26)
Zoophilie any Canada
Tena lasa ara-dalàna ve ny zoophilie any Canada ry zareo sa resaka mandeha?...
suite
répondu par calin.brandon le 16/11/2016 04:43
tealala
(
22/08/2016 12:46)
Evolution
http://www.lamed.fr/index.php?id=1&art=369
"Plus j'avance dans le domaine de la science et plus je crois en D.ieu"...
suite
répondu par endriny le 08/10/2016 16:44
tealala
(
18/08/2016 08:00)
Testamenta vaovao/Testamenta taloha
Fa maninona kay ilay testamanta vaovao no manova ny zavatra tao anatin'ilay testamenta taloha?...
suite
répondu par tealala le 23/08/2018 18:20
tealala
(
05/11/2015 16:26)
Andriamanitra firy kay no hitanareo eto?
Ireto nisy vanim-potoana 3 :
1- Famoronana ka hatramin'i Jesosy Kristy : Andriamanitra (Ray) no niditra an-tsehatra mivantana, miseho sy mifidy izay olona tiany hitondra sy hitondra hafatra ho an'ny v...
suite
répondu par tealala le 18/11/2015 14:20
tealala
(
06/08/2015 09:19)
Mpanompo sampy ve ny Kristianina?
Amiko, ie...
suite
répondu par Strong3 le 18/08/2015 10:22
