Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i RBNIR, milahatra araka ny daty
RBNIR
(
27/04/2011 14:42)
INONA KAY NY ATAO HOE WORDPRESS?
Dia mbola faly miarahaba an-tsika hatrany,
Inona no atao hoe "Wordpress"? Ahoana ny fiasany sy ny fomba fampiasana azy? voalaza fa ahazoana tombontsoa ny fampiasana azy?
Inona no atao?
Dia manantena...
tohiny
novalian'i lehilahytsyresy ny 07/10/2017 19:03
RBNIR
(
27/04/2011 10:19)
Ahoana ny hevitrao mikasika ny travail sur Internet à domicile
Faly miarahaba ny namana rehetra,
Vaka dia vaka ny saiko fa betsaka ny offre voaraiko amin'ny internet, rehefa dinihina otran'ny hoe tena mitombona, nefa matahotra ihany koa ny saina sao dia arnaque ...
tohiny
novalian'i bainina27 ny 17/01/2018 07:12
RBNIR
(
28/03/2011 12:30)
MANASA ANAO HANDRAY NY FAMONJENA ATOLOTR'I JESOSY KRISTY TOMPO HO ANAO.
Manasa an-tsika rehetra mba handray ny famonjena atolotr'i JESOSY KRISTY TOMPO ho an-tsika,
Jereo ao amin'ny lohahevitra napetrako ery ambanimbany ery hoe "FA INONA MARINA MOA NY ATAO HOE FAMONJENA?"...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 07/04/2011 11:26
RBNIR
(
11/03/2011 06:54)
FA INONA MARINA MOA NY ATAO HOE FAMONJENA?
FA INONA MARINA MOA NY ATAO HOE FAMONJENA? HO VONJENA AMIN'INONA TOKOA MOA NY OLONA?? MANINONA RAHA MIJANONA AMIN'IZAO FA TSY MITADY NA HANDRAY IZANY FAMONJENA IZANY??
TOETSAINA MANAO AHOANA TOKOA MOA...
tohiny
novalian'i Miharena ny 04/04/2011 14:36
RBNIR
(
15/02/2011 09:38)
ATAOVY IZAY AHATAFIDIRANAO FA MANGIDY LOATRA NY AN'IREO HO VOAHIDY ANY IVELANY. MIDIRA AMIN'NY VAVAHADY ETY.
« Ary Jesosy nandeha nitety ny tanàna sy ny vohitra nampianatra sady nandroso hankany Jerosalema. » (Lioka 13:22)
« Dia hoy ny anankiray taminy; Tompoko, moa vitsy va no hovonjena? ...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 07/03/2011 10:27
RBNIR
(
01/12/2010 13:54)
HAJAO ANDRIAMANITRA, ARY MATAHORA AZY
« Ny zanaka manaja ny rainy, ary ny mpanompo ny tompony; koa raha Ray Aho, aiza ary izay hajako? ary raha Tompo Aho, aiza izay tahotra Ahy? hoy Jehovah, Tompon'ny maro, aminareo, ry mpisorona, i...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 03/01/2011 06:58
RBNIR
(
26/11/2010 08:39)
AZA ADINO FA
Hoy Jesosy Tompo :« Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra. » (Matio 7:21)
Mila ...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 30/11/2010 04:48
RBNIR
(
22/11/2010 15:06)
Mba fantatrao ve ?
« Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mahadiso hevitra anareo ny tsi-fahafantaranareo ny Soratra Masina na ny herin'Andriamanitra. » (Matio 22:29)...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/12/2010 04:14
RBNIR
(
04/11/2010 09:27)
HAFATRA
JODA tok.1 : 1-25...
tohiny
novalian'i vonynive ny 12/11/2010 08:46
