Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i xl, milahatra araka ny daty
xl
(
04/03/2009 10:40)
dieny tsy tara dia manaraha an'i mialy rajoelina daholo...
LA GUERRE FINIT, TOUT LE MONDE CONTENT
VIVE REMERCIEMENT AUX FORCES DE L'ORDRE MALGACHE
RENDEZ VOUS AU 2012
ADIEU TGV
AMEN...
tohiny
novalian'i xl ny 04/03/2009 11:07
xl
(
31/12/2007 07:33)
Mirary Soa sy fahombiazana ho antsika rehetra 2008
Hitondra ambavaka ny taona vaovao 2008 isika rehetra
ho hambinina, sy ho salama ary ho ela velona daholo
xl...
tohiny
novalian'i nandrianina1 ny 04/01/2008 16:57
xl
(
31/12/2007 07:28)
Mes Meilleurs voeux pour 2008
Santé, bonheur et réussite
Slts,
xl...
tohiny
novalian'i klemntina ny 01/01/2008 14:11
xl
(
12/03/2007 13:53)
Mahaleo zandriny : step 3 vao tena ho goavana...Olympia...
Rehefa tsy mandiso note, frappe ary tononkira aloa le zokinjokiny tena au texto mihitsy,
fa le boay kely no tsy ampy feeling
Miezaka kely daholo ny tsirairay e!
Ny 35e anniversaire Mahaleo ao @ Oly...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/04/2007 09:19
xl
(
12/03/2007 13:36)
"no floorfire, no starvation..."
It's a united states goal!
And us?...
tohiny
novalian'i Papoose ny 12/03/2007 22:11
xl
(
09/03/2007 15:09)
Fifankalalan'ny samy forumistes : CV tsotsotra fotsiny...
Ohatra :
Izaho lhl 30 ans , manambady , mananjanaka iray, gestionnaire cadre d'Entreprise, tia informatika, mozika sy sport
08h/08 sur forum ny jour ouvrable,
mivanivany irery eto foana rehefa misy...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/03/2007 08:53
xl
(
09/03/2007 14:31)
Ndao hamorona fetin'ny lhl isika forumiste...feu de camp...
asiana brochette partie dia, manao Mahaleo sy Lolo Zokiny,...
Izay lehilahy intéressé milazà ny heviny ary e!
Misaotra mialoha!...
tohiny
novalian'i pimaso ny 13/03/2007 13:15
xl
(
28/02/2007 13:55)
Volomborona in-2 indray izao no malaza farany
cinema Ritz...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/03/2007 21:26
xl
(
28/02/2007 13:12)
Catholique apolitique!!?
A commenter?...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/03/2007 00:05
xl
(
28/02/2007 12:58)
Vitres fumées des voitures climatisées, c'est incontournable
Ny tsara ho fantatry ny fanjakana dia tsy azo alana ny film @ vitre ny voiture climatisée,
sinon tsy mandaitra mihitsy le clim
tokony asiana catégories izany le interdiction fa tsy bambaray be!
...
tohiny
novalian'i rakapy ny 03/12/2007 04:42
xl
(
28/02/2007 12:50)
Fangatahana fanafoanana hetra @ sampampampianarana rehetra
Raha te hiroso lalina @ fanabeazana ny fanjakana dia tokony hitsimbina ny foibe na sampampampianarana maro,
Izany hoe hampirisihina ny mpandraharaha na mpampianatra hanitatra ny sekoly sy fianarana a...
tohiny
novalian'i pimaso ny 27/04/2007 12:09
xl
(
28/02/2007 12:29)
Ohatran'ny tany tsy misy olona aty e!...
izaho irery no aty o!...
tohiny
novalian'i pimaso ny 02/05/2007 07:03
xl
(
28/02/2007 07:57)
Mangataka ny Pdt Ra8 mba tsy hanao esprit-ana businessman B!
Vue la situation actuelle dans le pays,
Une simple requette : "Que demande le peuple?"
- la diminution de prix du riz;
- aide aux sinistrés;
- sensibilisation des régions aux contenus de la con...
tohiny
novalian'i tsimatimanota ny 07/03/2007 13:36
xl
(
26/02/2007 07:38)
ny lehilhy tsy mba ratsy...
zava-misy izany...
tohiny
novalian'i apache ny 14/04/2007 06:14
xl
(
20/02/2007 14:22)
Izay maharitra vadin'Andriana e!
izay maika vadin'i vondea...
tohiny
novalian'i pimaso ny 26/02/2007 08:03
xl
(
25/01/2007 13:32)
FANAVAOZANA TANTERAKA NY FORUM FITIAVANA...
HONO HO AHO RY IRETO,
HEVITRA NY AHY , MBA MAMAKIA IANAREO FORUM MOMBA NY FITIAVANA SY SEDUCTION , SEXUALITE AO @ WANADOO FA TENA MAZAVA BE LE IZY, SADY TSY MIOLANKOLANA
ATO VAO MAHITSIHITSY FITENY ...
tohiny
novalian'i Mpanjakaniakama2006 ny 08/02/2007 09:08
xl
(
23/01/2007 12:44)
TONTOLON NY ROCK MALAGASY
RAHA MISY TE HIFANAKALO HEVITRA MOMBA NY MOZIKA ROCK NA MALAGASY NA VAHINY DIA AZO ENTINA ETO
MISAOTRA TOMPOKO...
tohiny
novalian'i gasimafonja ny 09/02/2007 06:42
xl
(
23/01/2007 09:24)
MPANOLOTRA FANDAHARANA MOMBA NY MOZIKA ROCK
AFAKA MANAO IZANY TALENTA IZANY NY TENAKO RAHA MISY MILA AHY...
tohiny
novalian'i pimaso ny 24/01/2007 07:42
xl
(
23/01/2007 08:26)
"METALIKA" NO TSARA NA DIA SCORPIONS AZA NO HO AVY ATY DAGO
METALLICA NO TENA IZY FA ANDRON 'NY FANAGASIANA IZAO
ANDRIANIKO NY AN NY TENAKO
ARY FEHEZIKO NY AN NY HAFA...
tohiny
novalian'i pimaso ny 24/01/2007 07:43
