Volomborona in-2 indray izao no malaza farany

1. xl ( 28/02/2007 13:55)
cinema Ritz
novalian'i Fiffi ny 03/03/2007 21:26
2. sitlo ( 28/02/2007 14:15)
Lafo loatra fa aleo miandry ny piraty avy eny Ambohipo.
3. kelly13 ( 28/02/2007 14:21)
izy d hafa iany
4. Fiffi ( 28/02/2007 14:57)
zah efa manana....
5. kelly13 ( 28/02/2007 15:03)
efa haiko mihintsiny oe efa manana njy zao! anipazo patiny kely ary e, hihihihi
6. dasy ( 28/02/2007 15:37)
nividy ny cd ny volomborona in-1 aho de tsy nandeha ilay izy, nijanona indroa de tsy nandeha intsony,mba iantso olona hiaraka hijery nefa de ...
7. Fiffi ( 28/02/2007 15:40)
fa nisy inona ? ny ahy aloha tena mandeha ara-dalana an !
kelly13: miandry andry ho avy aty amiko zany an ! :)
8. pimaso ( 01/03/2007 14:41)
za konko!
9. kelly13 ( 01/03/2007 15:27)
njaso hanomana bagazy zany za fa invitee hijery film any @ fiffi :D
10. tsimatimanota ( 02/03/2007 07:17)
fiffi à moi aussi!
11. Fiffi ( 02/03/2007 10:38)
tongava daholo hoa zay te-hijery fa tsy olana zany ! :) fa milay le volomborona in-2 io an !
12. mariah ( 03/03/2007 00:03)
Zà kou ve mahazo tonga? hihihi! an?
13. Fiffi ( 03/03/2007 21:26)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1198