Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rafangotsohana, milahatra araka ny daty
rafangotsohana ( 21/10/2008 08:42)
Fialana amin' ny fisotroan-toaka
Miahaba anareo rehetra eto @ ny forum ny tenako. Izaho dia olona maniry koa raha maniry ny ma hiala @ toaka nefa dia tsy mety afaka mihitsy, ka na ny tokantranoko, na ny ankohonako dia tsapako... tohiny
rafangotsohana ( 12/09/2008 08:02)
tononkira tranainy
Sao dia mba misy mahay an'ilay hira hoe : "ANDAO ITY TANA-NAHAZATRA, HANJENY FA OLO-MAHANTRA, LAHY E! LAHY E ! Dia mba iza no mihira azy? Misaotra, Tompoko!... tohiny
rafangotsohana ( 27/02/2008 08:21)
mba mangataka ny tonon'ity hira ity azfd
Tsy fantatro na ny lohateny na ny tonony fa misy fotsiny hoe: Refrain Koa soavadia any ianao Mahereza ary koa Mba tsarovy fa ny aty Tsy manadino anao Injany toa reko sahady ilay feo ...... tohiny
rafangotsohana ( 05/02/2008 11:33)
r17
8) Salama e! Sao dia mba misy intéressé amina vam R17 eto @ ty forum ity? Mbola tena mijoro tsara mihitsy ilay izy, ary voiture de course! Ka andefaso adiresy e-mail aho, raha mifanaraka! Raha ... tohiny
rafangotsohana ( 11/01/2008 13:17)
mba mitady tononkira
Sao dia mba misy mahay ilay hiran'iLudger, Ossy,Romule, tsy dia tadidiko loatra ilay izy fa ny refrain misy hoe " nyloha efa sola, tsy afa-midola, toy ny zaza vao miana-mandeha". Misaotra mialoha e... tohiny
rafangotsohana ( 08/10/2007 10:24)
fanamarihana
:x Miarahaba anareo eto @ modérateur! Miala tsiny raha nandefa ity fanamarihana ity ho anareo aho, satria gaga aho fa mba nandefa tononkira teto, nefa toa tsy nivoaka t@ listra, ka mba azoko fa... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076