Liste des messages

Liste des messages, inserés par jefra, par ordre de date
jefra ( 04/01/2007 22:00)
Mifanome tanana
http://www.dailymotion.com/video/xx582_omeotanana... suite
répondu par Fiffi le 09/01/2007 14:29
jefra ( 03/01/2007 15:42)
Tiako tahaka ny lapoaly!
Hitako tatsy ambadika dia zaraiko na dia teny frantsay aza. Tratry ny taona daholo :lol::lol::lol:, dia tandremo ihany ny lapoaly ry zareo! "Pour pimenter leur vie sexuelle, les êtres humains ne m... suite
répondu par kala le 04/01/2007 14:06
jefra ( 23/12/2006 12:47)
Mamely Razakarimanana
Misy interview ndRazakarimanana nivoaka tam LGDI, itovizako fijery aminy: Nokianin'ny Jeneraly Razakarimanana ny Jeneraly Ranjeva hoe: "Tsy ny Jeneraly Ranjeva mihitsy no hanome lesona ahy satria... suite
répondu par hearty le 23/12/2006 23:38
jefra ( 07/12/2006 13:41)
Tsy mbola azo i Pety
Rehefa avy nanao recoupement aho d: -Tsy marina ny notanteriko hoe azo i Pety tery ambany. Mbola karohina izy izany. -Ireo nanao barazy voasambotra (dimy sa firy tsy tadidiko) no miakatra fitsarana ... suite
répondu par xxx le 12/12/2006 13:25
jefra ( 06/12/2006 22:50)
Biblio Malgache - Haisoratra
Asa raha efa nandalo teto :D "Cette première bibliothèque électronique malgache renferme déjà quelques récits de l’histoire de Madagascar. Depuis sa création en octobre dernier, 7 ouvrages... suite
répondu par cutie le 06/12/2006 22:58
jefra ( 04/12/2006 15:20)
Tantara tsy mampme!
Misy ankizy iray tsy misy tanana, miaraka am kilasiny any am piscine. Dia manontany ilay maitre-nageur: -Iza aminareo no mahay milomano? -Izaho ramose! -Aza miteniteny foana leitsy a! -Tena mahay ... suite
répondu par Bakobako2 le 06/12/2006 19:54
jefra ( 03/12/2006 13:50)
Mandeha tsara hono ny fifidianana
Tulear no toa nisy gidra kely fa OK. Source: http://www.orange.fr/bin/frame.cgi?u=http%3A//actu.orange.fr/ Misy video (mahamasina) : http://www.orange.fr/bin/frame.cgi?u=http%3A//actu.orange.fr... suite
répondu par Fiffi le 04/12/2006 08:37
jefra ( 02/12/2006 09:42)
Aza hitako
Tribune anio, tokony nataony sarin-dRatsirahonana ilay izy :lol::lol: [img]http://img81.imageshack.us/img81/9884/dessin1073ob1.jpg[/img]... suite
répondu par Fiffi le 02/12/2006 11:05
jefra ( 01/12/2006 09:31)
Vokam-pikarohana
Rehefa nanao fikarohana sy fanadihadiana maharitra ny mpahay siansa tao Ankatso (manana manam-pahaizana tena kalaza isika an!) dia nahazo vokatra novelaberan'izy ireo tao amin'ny IEEE Virtual Minding ... suite
répondu par nikopol le 15/12/2006 10:01
jefra ( 30/11/2006 10:08)
Diplaoma
Ramatoa mibaby sy mandrotsirotsy zaza fa mitomany foana le zaza. -Mangina leitsy Diplaoma a! Mangina Diplaoma keliko zany! D nisy rangahy nandalo naheno d gaga sy nanontany hoe: -Fa Diplaoma ... suite
répondu par sonwin le 02/12/2006 12:17
jefra ( 22/11/2006 21:04)
ROI Oktobra: Interview Gl R.Andriamaholison
Tena lavabe, natokana hoan'izay tena mazoto:lol::lol: Revue de l'Ocean Indien d'Octobre 2006. Crise de 2002: Le General Richard Andriamaholison aurait opté pour un coup d'etat. Propos recueill... suite
répondu par Fiffi le 25/11/2006 07:58
jefra ( 10/11/2005 22:06)
Avy aiza ny baiboly?
Pi-mason'i Jomo Kenyatta, nahalasa saina ahy: "Lorsque les Blancs sont venus en Afrique, nous avions les terres et ils avaient la Bible. Ils nous ont appris à prier les yeux fermés. Quand... suite
répondu par marozevo le 11/01/2006 00:51
jefra ( 08/11/2005 13:04)
Ravalomanana Marc: de la Rue au Palais, Tome II
Misy boky azo telecharger-na ho an'izay liana. Tsy namaky ny tome I aho (asa raha misy afaka manome sopapa) fa ity ny tome2 a 180degre izany. http://charlotte-rafenomanjato.blogspirit.com Hoy ny... suite
répondu par fijo le 22/11/2005 21:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0349