Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i fanaina, milahatra araka ny daty
fanaina
(
12/11/2006 17:57)
miarahaba any tooki
arabaina i tooki tratrin'ny tsingerin-taona!!:-*:-*:-*...
tohiny
novalian'i degree ny 17/11/2006 20:22
fanaina
(
12/11/2006 17:44)
Ny ainga
hummm tena manina sy te haeno be any hirany ny ainga nefa tsy manana!!
...
tohiny
novalian'i Aino ny 16/11/2006 15:31
fanaina
(
12/11/2006 17:36)
boufff
mafinaritra ahy ny manao esport karazany betrabetraka fa tena lafo be ny any @club nefa ny publique vitsy ny grup feminin, izany hoe nisy ihany teo aloha fa efa rava dol.
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/11/2006 12:09
fanaina
(
11/11/2006 11:26)
elanelan-taona!
ahoana le manambady mifanelanelana be hireny hoatra hoe le vhv 32ans dia ilay ranga 75ans....
tohiny
novalian'i degree ny 26/11/2006 17:58
fanaina
(
07/11/2006 22:06)
aza mba tratra ihany!!
ilay mitan-jiro, indrindra fa sendra any ilay namana matin-kambo kely hireny hoe mazaka bogosy hihihi!!
tsara ilay izy rehefa tahaka izany, fa ravo manomboka le cinema dia ianao indray no menatra sy ...
tohiny
novalian'i ninih ny 10/11/2006 14:58
fanaina
(
07/11/2006 20:25)
manina faona!!
izaho ry zareo manina any dago faona @ilay resaka namana ah!! hatr@ izay dia zatra mana namana lhl faona aho tany dago ary vitsy aza ny vhv fa dia lhl dol!!
aty nefa sarotra ny ahita any izany fa tao...
tohiny
novalian'i Aino ny 08/11/2006 19:26
fanaina
(
06/11/2006 18:40)
mamaly izay mahay
izy homena vola indray no mitodidamosina.( mitondrobody ny hilazany sasa azy)...
tohiny
novalian'i kala ny 13/11/2006 08:33
