Liste des messages

Liste des messages, inserés par Vahinala, par ordre de date
Vahinala ( 08/01/2006 12:22)
Qui veut gagner des millions ?
Nareo moa mijery ilay fandaharana io amin'ny TF1 ? Indray alina hono d hozy ny vadiny Jean Pierre Foucault raha tena le te hanao firaisana be aminy iny izy : ( ataoko am teny frantsay fa manjary tsy ... suite
répondu par Veloo le 20/01/2006 19:57
Vahinala ( 08/01/2006 12:07)
Sans plomb
Henoko tamin'ny fofombadiko any Dago hoe nisy lalàna nivoaka ndray hono fa manomboka amin'ity taona ity dia foanana ny essence sy ny gasoil fa tsy maintsy hovaina sans plomb daholo ny solika ampiasai... suite
répondu par Ralay le 18/01/2006 11:28
Vahinala ( 06/01/2006 14:51)
Mail hafahafa
Misy namana iray noratra any am dinika "tetsy sy teroa" any hoe naharay e mail avy amin'olona ts fantany akory. D gaga be za fa naharay koa aho androany ary 2 be zao, mitovitovy ilay tantara fa samy h... suite
répondu par dizneff34 le 01/02/2006 07:20
Vahinala ( 05/01/2006 13:32)
Téléphone
Tsy haiko aloha ry reto ra ato no tokony asiako ilay dinika fa d mino aho fa hamaly ihany izay afaka an, d misaotra mialoha. Nanao renouvellement any téléphone ako aho 2 volana lasa izay tao amin'n... suite
répondu par fijo le 06/01/2006 20:13
Vahinala ( 03/01/2006 14:45)
Misy ve ny fitiavana tonga lafatra ?
Dinika anisan'ny tena misarika ny saintsika namana maro ity resaka fitiavana ity ary io tokoa no zavatra anisan'ny tsara indrindra eto antany. Maro anefa ny mitaraina fa hirahan'ny fijaliana amin'ny ... suite
répondu par mbositra le 14/02/2006 21:30
Vahinala ( 31/12/2005 13:25)
Mahaleo
Hitako tato am takelaky ny serasera tsy tadidiko tsara hoe taiza fa misy azy ato hoe nanao film hono ny tarika mahaleo asa toa taty ivelany anga no natao, efa nisy nahita izy io ve nareo, d mba manao ... suite
répondu par Fiffi le 17/01/2006 05:01
Vahinala ( 31/12/2005 13:19)
Mila vonjy ry reto an !
Araka le efa voalazako tao am dinika mikasika ny angadrano io d tena feno ny lohako ary tena mijaly be satria mangididy d mihotra d avy eo maradratra daholo ny hodi-dohako. D ny tena olana koa d izao,... suite
répondu par Falzar le 10/04/2006 10:53
Vahinala ( 31/12/2005 13:11)
Firariantsoa 2
Faly miarahaba ny namana rehetra eto amin'ny serasera tratry ny farany amin'ny taona 2005, ary dia samy ho tratry ny 2006 ihany koa isika rehetra, mirary soa,fahombiazana ary fahasalamana feno tantera... suite
répondu par fasaly le 06/02/2006 16:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0469