Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Bazylou, milahatra araka ny daty
bazylou
(
22/11/2010 19:21)
tsy misy apoaka le gasy
fa tsy mahateny e; beurrk
izao nonalehanyrehefa lany andro misolelaka etsy sy eroa dia mizity amin'ny trosa be igagana sy ny 4x4 kooo.
izao izany efa voaviody amin'ny ambongadiny nygasy 20 000 000 ...
tohiny
novalian'i zokybe ny 24/11/2010 20:29
bazylou
(
21/11/2010 09:17)
milay be waa
voafehy tanteraky tgv ny baolina waaa,
midira izay sahy eo indray ary e,
izay mairen'ny tana lany eo aloha dia tsy tafala am tgv eee.
misokatra tsikelikely ihany na be mpanakora aza ny orinasa ao ...
tohiny
novalian'i nanjakely ny 23/11/2010 11:11
bazylou
(
20/11/2010 18:25)
gasy be wawawa
ny anareo mianakvy kooo.
dia hahafaty inona izay rasila kely maty noana ary??
ny lalitra ao amin'ny toby aza tsy matiny,
ny kirarony aza tennis no entiny fa tsy rangers akory, .......
tsy mediva rehe...
tohiny
novalian'i bazylou ny 22/11/2010 19:18
bazylou
(
13/11/2010 19:02)
an'iza indray ny tour ee
vita i fetyson, dia ho avy kpa ny manaraka, ny mouvance deba efa nitacle ny mouvance le8 ka fay tao ry le8, ...
tohiny
novalian'i itaramasoandro ny 13/11/2010 22:58
bazylou
(
13/11/2010 18:44)
iza no hahazo azy e, iza
iza amin'izy 3 mitsama ireo no ho lany eto iarivo??? efa tsy any amin'ny eny sy tsia tsony ny baolina izao
beurrrk...
tohiny
bazylou
(
13/11/2010 18:30)
aiza ihany e,
atao daholo ny horakoraka, ny esoeso rehetra fa tsy nety eeee,
natao koa ny ompa sy ozona fa tsy tafavoaka ihany ,
aiza ihany le gasy tonga saina fa be wawawaa fotsiny izato izy kooo.
lazaina fa v...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 15/11/2010 12:24
bazylou
(
05/11/2010 16:45)
ny atao hoe
fandrosoana dia ny fitoviana tsy misy valaka amin'ny fotsy hoditra, na fiteny , na toe karena na fahaizana, .......... ankoatran'izay mahantra fona ny klasiny e,
raha tsy hoe hanao rajakombazaha anga...
tohiny
novalian'i bazylou ny 13/11/2010 13:21
bazylou
(
05/11/2010 16:43)
vendrana be ny gasy e
tsssss, tsy hoe politika no atao fa seza iadivana ka tsy mahagaga e, na ny mpilaiso taloha izany izao averina indray , beuuurrrrk...
tohiny
novalian'i RAR.DAGO ny 07/11/2010 05:15
bazylou
(
02/11/2010 19:31)
Fa nahoana ary hoy ianareo
No resy lava sy azo ampiesoninafona nmy gasy nefa be zity be we mahay an'izatsy sy zaroa e.
Tgv mpanongam panjakana e, blablabla e,
Beuuuurrrrrrk
Aminay dia tsotra ihany, rehefa mbola be wawawa sy ts...
tohiny
novalian'i bazylou ny 13/11/2010 18:33
bazylou
(
26/10/2010 12:08)
rehefa tsy
vozera i TGV dia akombony ny vava
...
tohiny
novalian'i bazylou ny 05/11/2010 16:44
bazylou
(
23/10/2010 17:11)
dia ahoana indray
tonga daholo ny goaika antitra rehetra hamaly faty ny tim and co, dia ho inona indray?? ny bizina tsy maintsy misaosy ihany .
efa ny propagandy izao no mamely mafy ary ohatra ny mahazatra ihanyny zava...
tohiny
novalian'i Dan23 ny 29/10/2010 15:06
bazylou
(
03/10/2010 08:45)
diniho vakio
PROJET DE CONSTITUTION
PRESENTE PAR LE COMITE CONSULTATIF CONSTITUTIONNEL
PRÉAMBULE
Le Peuple malagasy souverain,
Affirmant sa croyance au Dieu créateur,
Résolu à promouvoir et à développer son...
tohiny
novalian'i gasyjean ny 15/10/2010 12:41
bazylou
(
03/10/2010 05:57)
konstity repobalika IV
ROJET DE CONSTITUTION
PRESENTE PAR LE COMITE CONSULTATIF CONSTITUTIONNEL
PRÉAMBULE
Le Peuple malagasy souverain,
Affirmant sa croyance au Dieu créateur,
Résolu à promouvoir et à développer son ...
tohiny
novalian'i nyhaingo ny 06/10/2010 16:16
bazylou
(
25/09/2010 18:02)
mila ajedaka dieny izao
ireo mpanao polifika rehetra fa fanetry be ny tany e,
hisy hetsika be manadala fa hoa vy any ny tenanay anajedaka an'ireo , tsy lasa intsony ny 50taona manaraka fa tsy maintsy miova izao dia izao,...
tohiny
novalian'i diloo ny 27/09/2010 22:40
bazylou
(
25/09/2010 17:59)
ry piozila
izany dia mijapy nytrain an'ny bazylou fotsiny le aza, tsss, aza manam bee...
tohiny
novalian'i piozila ny 29/09/2010 10:47
bazylou
(
25/09/2010 17:58)
iza no hihetsika ho azy ?? iza
iza no hanavotra ilay malagasy any niger??
iza hoy aho fa ho faty ihany izy?
ny an'ny olona vita ihany fa ny an'ny tena avela ho faty ve??
tsy hiandrasana tgv io fa efa lasa ny hetsikay manokana e...
tohiny
novalian'i Belle ny 25/09/2010 21:21
bazylou
(
14/09/2010 17:19)
mitsangna izaay hifanao 1 sy 1 ary e
mitsangana raha mafy ne daholo noho le pra ianareo fa aza lany wawawa eo fotsiny.
Mitsangana raha be diploma maiaminatany daholo.
Mitsangana hoy aho fa aza be marenina na mitady tany malemy anorenam ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 25/09/2010 18:00
bazylou
(
11/09/2010 19:43)
efa lany daty le hoe
Tgv, 3movansa venance e, ray aman dreny mipetraka sy mitingitingina , ry episcopo ry cnosc sy ry tim and co.
Malagasy miasa izao dia izao no ilaina.
Madagasikara milamina sy mazava na dia rafitra ta...
tohiny
novalian'i milamm ny 15/09/2010 11:23
bazylou
(
10/09/2010 06:45)
ovay Madagasikara , ovay
fanytany ho azy aza tsy hisy tsony atsy hoatsy.
Tsy marina kosa io classement io ry soanja a, . mahalala tanana ihany kosa isika e.
Efa lany daty ireo soara miankavy ireo.
Ry ray amandreny mijoroizao ...
tohiny
novalian'i piozila ny 24/09/2010 15:09
bazylou
(
07/09/2010 18:17)
fikambanan'ny Malagasy te hiasa
io fikambanna io dia mijoro ary tsy handrava ireo be seza sy be zity poakaty no tanjony.
Hanorina Madagasikara vaovao feno traikefa fa tsy atao cobaye isaky ny mihetsika izao.
TSy misy 4eme repoblika ...
tohiny
novalian'i piozila ny 16/09/2010 18:27
