Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i zoklbfkfk, milahatra araka ny daty
zoklbfkfk ( 02/09/2007 12:11)
Miarahaba an'i kala
Miarahaba an'i kala manokana nohon'ny nahazoany fahasalamana tanteraka ka afaka manohy ny asa aman'andraikiny indray. Enga anie hitohy izany fahsalamanana izany ka Andriamanitra hitantana ny dianao sy... tohiny
novalian'i UB40 ny 20/09/2007 01:43
zoklbfkfk ( 08/01/2007 07:10)
bônaniverisera i kala
Bônaniverisera ireo namana rehetra eto amin'ny serasera manana fety anio. Miarahaba manokana an'i kala sady manao :* mamy be. Dia alefaso ilay gatô na J&B azo atoraka any. :wink: ... tohiny
novalian'i kala ny 26/01/2007 06:48
zoklbfkfk ( 08/05/2006 06:02)
mitady an'i Rajaonson Ambinintsoa Joelle
Miarahaba antsika rehetra! Mitady an'i Joelle na i Zo : Mpianatra tao amin'ny Nanisana tamin'ny taona 1994-1996 tany hoany. Raha mba sendra mamaky an'ity akia ndry ry Zo dia mba anoraty ê! Manant... tohiny
novalian'i mamafara ny 09/05/2006 04:26
zoklbfkfk ( 20/03/2006 11:27)
mandrava fitiavana ve ny finoana
salama daholo ve nareo? sambasamba aloha zah manoratra nefa ataoko fa mba afaka milaza izay tena tiako hambara ihany ny tenako. Raha misy olona roa mifankatia. amin'ny fotoana ifankahitany aloha tsy... tohiny
novalian'i kd ny 08/04/2006 09:49
zoklbfkfk ( 09/02/2006 04:42)
Patrick mon chéri - Sheila
Sali daholo Tena mba vonjeo rangahy fa mitady mafy le hiran'i Sheila "Patrick mon chéri" zay mba manana fa hataoko cadeau n'i neninay merci ê! de:-*... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/03/2006 20:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0234