Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i zama91, milahatra araka ny daty
zama91
(
14 andro lasa)
sondage vonjimaika fifidianana ho Maire antananarivo renivohitra
Tojo Ravalomanana    45%
Harilala Ramanantsoa  28%Â
Gasikara Fenosoa     12%
Tahina Razafinjoelina  9 %
...
tohiny
novalian'i hery ny 14 andro lasa
zama91
(
12/11/2013 01:19)
ny ho lany president eo azo antoka
Na JLR na HVM dia samy avy eto ampivoatany daholo, azo lazaina fa faible ny score azon ireo candidat roa ireo tany @ faritany no jerena , izay candidat mahazo vato be indridra eto @ province tana no h...
tohiny
novalian'i zama91 ny 29/11/2013 21:23
zama91
(
28/10/2013 05:47)
kobo ihany le fika en fin
Izay izany no tsy namelana an i ra8 sy lalao hilatsaka , i robinson aza vao 2 mois izay no nalaza efa nahazo vato 31% sahady, ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 01/11/2013 09:08
zama91
(
02/12/2009 10:37)
hivoaka tsy ho ela ny gadra politika
ho afaka tsy ho ela Ireo gadra politika eto @ serasera; ry pikatti,terrywui,sy fianakams,ny zoam ry vitamatavy,dafonois ,ry mirananirina,ifiona,rapa2002,ry fijo ry papoose,ry
rybazylou,mbola ao ihany...
tohiny
novalian'i pikatti ny 02/12/2009 19:58
zama91
(
25/09/2009 21:23)
fa ahoana e aiza tgv toa nahazo fnanarana sadeky
:-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i Papoose ny 25/09/2009 23:29
zama91
(
23/09/2009 18:39)
ho vita ihany ny Hat e miandry kely sisa
efa nahoraka be hoe ahazo reconnaissance t@ fankanesana tany new york indrisy fa convoqué hoe hampiatra ny maputo2 selon jean ping
izao niverina indray magro ra dem ary 3 mouvance eny mahamasina s...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/09/2009 21:05
zama91
(
22/09/2009 22:39)
niteny tao onu hono i andry tgv, fika fotsiny
jereo tsara le fond an le sary fa enregistrement taty @ tanana io ,i tgv convoqué tany fa tsy invité http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=17995...
tohiny
novalian'i pikatti ny 24/09/2009 04:56
zama91
(
20/09/2009 19:29)
i andry tgv ihany no tsy nasain'i obama hiaraka hikaly azy
Cafouillages autour d'une invitation
par RFI
Article publié le 20/09/2009 Dernière mise à jour le 20/09/2009 à 11:19 TU
Andry Rajoelina doit s'exprimer à la tribune de l'ONU jeudi 24 se...
tohiny
novalian'i pikatti ny 21/09/2009 15:24
zama91
(
19/09/2009 14:58)
tsy i roindefo ihany no miala fa i tgv koa
SORTIE DE CRISE : Les pères systèmes au sein de l’armée qui se sont réunis hier à Betongolo auraient fixé un ultimatum de 72 heures à Monja Roindefo pour céder le poste de premier ministre Ã...
tohiny
novalian'i milamm ny 20/09/2009 22:47
zama91
(
16/08/2009 19:45)
navoakanay ihany ireo lazaina fa mpametraka baomba
nivoaka ry Raharinaivo sy ny akolitany izay lazaina fa nikotrika ny fametrahana baomba na dia tsy nahitana preuve aza aloha pour l'instant,mnsieur Richard lehiben'ny mossade any dago moa dia tsy henoh...
tohiny
novalian'i pikatti ny 18/08/2009 09:42
zama91
(
03/03/2009 17:16)
autre methode
rehefa natao ny grevy general toa tsy nisy zavatr aniova akoatra ny cote popularité ny ra8 niakatra tao tana.@ grevy toa izao moa mba hanairana ny communauté international dia manainga ny tgv sy ny ...
tohiny
novalian'i xxx ny 03/03/2009 22:13
zama91
(
23/02/2009 20:05)
Rehefa tsy hilamina ihany
rehefa tsy hilamina sy tsy handray ny andraikiny i ra8 aleo hiditra ny firenena afrikana handaminina,resaka efa ela no tokony tsy nisy izao zavatra izao nefa moa dia tsy nisy ny fandraisany fanjakana ...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 24/02/2009 00:12
zama91
(
20/02/2009 20:25)
Daewoo inona no avantage ?
araka ny fanatra dia hoe hanofa tany 99ans eto dago ny daewoo,inona avy ireo avantagentsika gasy @ izany,...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 21/02/2009 20:04
zama91
(
19/02/2009 16:13)
fa ahoana marina eh
araka ny re dia hoe tafiditra tao anaty ministera roa ny tgv,izany hoe nahazo alalna avy amin'ny miaramila ve sa ahoana.sa juste hoe hanao visite fotsiny :roll: :roll: :roll: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2009 21:12
zama91
(
14/02/2009 19:26)
ALEO HAZAVA LE RESAKA E
Tsy izay 10.000 nilahatra teny @ 13mai no handeha hanosihosy ny safidin'olona il ya 2ans nifidy an'i ra8 55pourcent ny vato mankery.Tsy misy intsony izany firenena eto ambonin'ny tany hoe haka fanjaka...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 14/02/2009 19:39
zama91
(
13/02/2009 13:14)
inona indray no hitranga samedi
voalaza mantsy ma hisy filaharana eo @ 13mai hipresenter ny minisitra ny samedi ary koa ny contre manif tim eny mahamasina...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/02/2009 13:52
zama91
(
12/02/2009 16:29)
efa mazava ny resaka
Notre message est clair : l’ordre constitutionnel et le refus de violences, et aussi l’appel au dialogue »,
izany no lazin'ny solontenan'ny ONU,ny ambasady eto dago,OUA,ny minisitry ny cooper...
tohiny
novalian'i Andribe ny 12/02/2009 21:41
zama91
(
11/02/2009 20:19)
mbola tsy k.o ihany ve TGV eh
efa 5.000contre 40.000 oulona ve dia mbola tsy hilavo lefona ihany,fa hiandry firy sy firy e.menatra aho rah mbola nilaza ny hanohy ny tolona ihany nefa ny likn efa tsy any intsony....
tohiny
novalian'i madamakely ny 12/02/2009 07:42
zama91
(
09/02/2009 18:07)
mitohy ny tolona avec 5000 olona eo @ 13may
Mitohy ny tolona eh ,dia aiza indray no lasibatra manaraka eh.Iavoloha hitady confrotation indray fa tsy mbola ampy ireo 28 maty hampamelombelona ny tolona,satria raha 5000 a 20.000 sisa no manao ...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 10/02/2009 08:45
zama91
(
07/02/2009 20:07)
an'iza no faute?
mahagaga ,tsy hoe pro ra8 akory fa mba manontany tena hoe an'iza no faute ,i TGV saika hametraka ny premimier ministrany eny ambotsirohitra ve sa Ra8 nisakana ny tsy hidinan'ny vahoaka eny ?...
tohiny
novalian'i marozevo ny 08/02/2009 13:26