Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i totty, milahatra araka ny daty
totty ( 30/11/2010 07:16)
mitady namana nianatra tao amin ny college fitarikandro taona 1997-1998
mitady ireo mpianatra tao amin ny college fitarikandro andravoahangy,taom pianarana 1997-1998. ... tohiny
totty ( 22/01/2010 15:14)
Ajesaia nosolin'ny Tana Etoile Filante
Nivoaka gazety androany t@ "Mahery" oe zany Tana Etoile Filante zany no hisolon-tenantsika any @ Mondial Pupille any Plomelin @ ty taona ty. Mankahery anareo izahay e! ef lany manja koa le ajesaia! t... tohiny
novalian'i ANARIM ny 26/01/2010 08:42
totty ( 21/10/2008 20:56)
nodimandry ny andrarezina
faly miarahaba antsika rehetra. nody mandry ny andrarezina eo amin ny filalaovana baolina lavalava na ny rugby,tsy iza fa i l avant bras,mpilalao fahiny tao amin ny ekipam pirenena malagasy ary mpan... tohiny
totty ( 09/08/2007 15:59)
Maki de Madagascar
hiatrika grand gala any Frantsa (Marseille) amin ny volana septembre hoi avy izao,izany hoe ny 5 na 4 izy ireo no mihainga:lol::lol::lol:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/08/2007 10:24
totty ( 05/05/2005 23:22)
ny paositra malagasy
Manitikitika ny saiko ny antony mha tongany mpiasan ny paositra malagasy hanodina na misava ireo taratasy sasany avy any ivelan i Madagasikara,ka moa ve mba misy afaka manome fanazavana fanampiny ahy... tohiny
novalian'i rurik ny 11/05/2005 13:00
totty ( 18/04/2005 22:42)
Ajesaia sy ny filalaony baolina
Ahoana hevi-tsika ny momba an io ekipa iray io ,misokatra ny ady hevitra... tohiny
novalian'i johns ny 19/07/2005 14:41
totty ( 15/12/2004 00:38)
mbamanao ahoanany taranja rygby eto madagasikara
moa ve misy fivoarana ny rygby malagasy sambolaao foana ilay resaka kitrnoan-trano, tena tsy azoko mihitsyny tian ireo selectionneur ireo atao... tohiny
novalian'i fijo ny 02/02/2005 05:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0201