Liste des messages

Liste des messages, inserés par tia_ery, par ordre de date
tia_ery ( 07/05/2004 06:42)
TSY TENIN'ANDRIAMANITRA IZANY NY BAIBOLY
N'inon'inona firian-kevitrao, dia ato no ezahina hametrahana fa TSY TENIN'ANDRIAMANITRA izany ny BAIBOLY fa boky tahaka ny boky rehetra ihany mirakitra tantara sy izay expérience niainana olona tany ... suite
répondu par ikaretsaka le 09/10/2004 18:49
tia_ery ( 07/05/2004 06:39)
Tenin'Andriamanitra MARINA ny BAIBOLY
Ato no hanamafisanao fa tena TENIN'ANDRIAMANITRA Marina ny BAIBOLY. Raha sendra tonga ato ianao nefa tsy mifanindran-dalana amin'izay dia iangaviana aloha amin'izao voalohany izao mba TSY HAMALY fa... suite
répondu par fijo le 14/05/2004 00:40
tia_ery ( 14/04/2004 08:24)
Mifalia ry ZATOVO dieny mbola TANORA ianao
Ho an'izay tena mbola te hilomano ao anatin'izany hoe fahafinaretana sy ny tsiron'ny fiainana amin'ny lafiny rehetra. Ho an'ireo izay tena liana ary mametraka ny firaisana ara-nofo ho tena tsiron'n... suite
répondu par fijo le 29/04/2004 21:42
tia_ery ( 11/03/2004 11:40)
SALON DE LA BIBLE
Zay tena liana sy vonona no rariana indrindra. Tsy manakana ny sosokevitra anefa izany. Azo atao tsara ny mikaraka ny antsoina hoe SALON DE LA BIBLE ary hita tokoa fa fomba iray hametrahana ny lanj... suite
répondu par ikaretsaka le 02/04/2004 02:08
tia_ery ( 04/03/2004 12:32)
Le MARKETING DE L'EVANGILE
Eto aloha dia hihezaka ny tsy hilaza firy ny tenanay fa manantena sy miandry ny valin-teny avy any amin'ny tsirairay. Sôtra eh!... suite
répondu par librepenseur le 18/03/2004 20:14
tia_ery ( 03/03/2004 12:21)
Tsy tsara raha irery ralehilahy ka dia .....
Fehezan-teny iray maro mpampiasa nefa toa tsy dia manandanja firy loatra eo amin'ny fiainan'ny tsirairay. Misy ihany angamba ny lasa saina sy toa nieritreritra nefa mba firy moa no nihevitra sy nid... suite
répondu par ramaso le 05/04/2004 05:33
tia_ery ( 15/01/2004 19:36)
Rehefa amin'ny fotoana inona ny olon-droa no atao hoe mifankatia ?
Mahavaka ny saina ihany ny mieritreritra sy mahita njainjay fa lazaina hoe miaraka i anona sy i anona. Aiza ho aiza tokoa moa no hanombohana sy hamaritana fa miaraka ny olon-droa ? Rehefa njay ka ... suite
répondu par eritreritra le 18/02/2004 19:04
tia_ery ( 08/01/2004 12:43)
Ny fitiavana sy ny firaisana ara-nofo
TIAKO IANAO, teny roa mambabo ny fon'ny maro nefa teny roa ihany koa feno fitaka sy fihatsaram-belatsihy. Mazàna mba tsy hilazana hoe matetika mihintsy de ny ao ambadik'ireo teny ireo de tsotra fotsi... suite
répondu par fijo le 23/01/2004 10:32
tia_ery ( 07/01/2004 12:04)
Tsy mahatanty ny lehilahy raha toa ka vehivavy tiany nefa tsy virijiny intsony
Maro ny lehilahy rehefa mahita vehivavy no taitaitra. Ny antony de maika ery ny hanao firaisana ara-nofo amin'iny vehivavy iny. Mazana ary koa amin'ny ankapobeny ny dikan'ny hoe TIAKO IANAO de ilay ha... suite
répondu par vivisexy le 08/02/2004 19:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0271