Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i tarzand, milahatra araka ny daty
tarzand ( 24/03/2009 10:50)
Tia tanindrazana ve ny gasy?
Mampalaelo ny zava-misy ankehitriny: - Ny voavidy vola mba hanankorotana - Ny fatahorana mijoro @ marina - Ny fanekena ny tsy rariny sy ny tsy ara-dalàna - Ny firaisana tsikombakomba Maninona ia... tohiny
novalian'i xxx ny 24/03/2009 14:54
tarzand ( 19/03/2009 12:32)
Hell TGV = Hell Hitler
mahalasa ny saina ihany iny V mandende iny a! lol... tohiny
novalian'i xxx ny 19/03/2009 23:32
tarzand ( 19/03/2009 11:56)
Tsy ilaina intsony ve ny Université.
Mbola ilaina ihany ve ny mianatra rehefa nahavita ny Bacc fa toa na DJ aza d'efa afaka manao filoha eto amintsika e? lol. Toa le mba nianatra toa ambakain-dry lerony fotsiny, lol. Mitsanganà ny manam... tohiny
novalian'i Oay ny 20/03/2009 06:16
tarzand ( 18/02/2009 06:22)
Directoire Militaire
Hita izao fa efa mizotra amin'izany ny lalana mety hatafavoaka ity firenena ity. vita tanteraka ny momba an'i TGV amin'izay. ... tohiny
novalian'i ARINOFY ny 18/02/2009 12:49
tarzand ( 16/02/2009 06:29)
Vahaolana ho an'i TGV
Tsara ny fiatombohan'ny tolona nataony teo kianja Ambohijatovo; maro ireo olona natsiaro fanangejana nanaraka azy; saingy nivoana tanteraka ilay fangatahana taty aoriana. Amiko tsy tokony nieritreritr... tohiny
novalian'i Andribe ny 16/02/2009 09:15
tarzand ( 13/02/2009 11:07)
Fa inona no tanjon'i Andry TGV?
Vao nanomboka ny grève de maro ny olona maty, naratra, tsy hita ny nanjavonany. Firy ny fivarotana voaroba, may, firy ny fiara nodorana na simba? firy ny tsy an'asa vokatr'ireo? firy ny ankohonana ma... tohiny
tarzand ( 18/03/2008 09:03)
Te hifandray amin'ilay vehivavy ao @ Voninavoko
Mba te hifandray amin'ilay vehivavy miara-mihira amin'i dada Gaby iny raha mba misy mahafantatra azy ô! ... tohiny
novalian'i tarzand ny 25/03/2008 09:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0069