Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i summer, milahatra araka ny daty
Summer
(
13/12/2011 18:53)
salama daolo
misy zavatra mba manitikitika ahy de ...
salama daolo
misy zavatra mba manitikitika ahy de nanoratra aho, za efa nisara-panambadiana, manana zanaka 2.nisy ol niaraka tamiko efa ela b de zao zahay niona de niverina niarak.Tsy tadidiko intsoy ...
tohiny
novalian'i hanjaris ny 22/05/2012 12:50
Summer
(
14/09/2011 17:59)
tsy mety mihena aho
Salama daholo,
za dia somary matavy. 1,62m a de 69kg.Ngezangeza ihany izany.Efa nanao regime aho nanao ilay 804 iny, fa de eo ihany fa avo aza lsa otrany mivoraka izany idray, nnao sport za isa-maran...
tohiny
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 19:07
summer
(
12/07/2011 16:53)
tia mihira
salama daholo o,
izaho dia olona tia mihira, nisy fotoana aho talha nampandihy mihitsy.heritaona izay nifindra nipetraka taty diego za de tsikaritro oe niova be mihitsy ny feoko, sady lasa tsy dia af...
tohiny
novalian'i 3188 ny 24/07/2011 23:33
Summer
(
15/02/2011 06:49)
Marary tenda lava
salama daholo,
Izaho dia olona tia mihira.Nampandihy mihitsy ary aho teo aloha fa nijanona t@ 2005.T@ mois de mai teo aho nifindra taty diego de nanomboka teo a lasa marary tenda lava asa maninona, di...
tohiny
novalian'i niryna ny 08/03/2011 21:10
Summer
(
15/12/2010 18:22)
Salama daolo,
Toy izao ny tantarako izay feheziko.Izaho dia nisaram-panambadiana efa 5 taona izay ary 2 ny zanako izay mipetraka miarka amiko.niaraka tamanol aho tarinanio nisaraka io.tena tiko tena ...
tohiny
novalian'i Summer ny 31/12/2010 03:23
Summer
(
15/12/2010 18:18)
sairan-tsaina aho
Salama daolo,
Toy izao ny tantarako izay feheziko.Izaho dia nisaram-panambadiana efa 5 taona izay ary 2 ny zanako izay mipetraka miarka amiko.niaraka tamanol aho tarinanio nisaraka io.tena tiko tena ...
tohiny
novalian'i faeh ny 14/02/2011 18:49
