Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i stalingrad, milahatra araka ny daty
stalingrad
(
25/03/2010 16:43)
TORO-HEVITRA TENA TSARA TY sao mahasoa anareo oo...!
Hono tokoa hoa ry MPANOHITRA ato amin serasera.org hono oa maninnn raha manao recrutemeny reservostes bobaka be ndray hamonoana ny Mlagasy otran'ny le fanaonareo tamin'ny 2001-2002 reny e! mety ahafat...
tohiny
novalian'i Mrananirina ny 26/03/2010 14:43
stalingrad
(
12/11/2009 14:51)
Andry RAJOELINA no tena Filoha Mpanapaka ny Tetezamita !
Mazava tsara amizay izany zao fa de i Andry Rajoelina no tena Filoha lehibe fa ireto namany (fetison,emmanuel) hoe mba hoe saritsarina president ireto de natao ho fampandriana adrisa ny vahoaka fotsin...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/11/2009 15:33
stalingrad
(
07/11/2009 10:33)
Aleo ho entin'ny tompony ihany ny Fitondrany e !
Io efa hitanareo io moa izany ny fanapahakevitry ny societén'ny fianakam's ka dia miala tsiny fa lasa TGV daholo zahay izao e! veloma zany le korotana tao amin TIM sy ny ts fetezana lava niainana tao...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/11/2009 12:52
stalingrad
(
26/10/2009 15:40)
hiditra eto efa vita fifanarahana ve i Ravalomanana sa tsia
Asa aloha na entin'ny fo fotsiny Ingahy Ravalomanana,na ireo tompo menakelin'ny TIM eto M/car no manome information ratsy azy! fa raha ny logique sy ny resaka mazava tsisy olakolaka aloha dia mbola mi...
tohiny
novalian'i pikatti ny 26/10/2009 17:41
stalingrad
(
21/10/2009 17:26)
zozoro taingenam-pody ny TGV izao! tsy resy fa mandefitra !
Re-tsika rehetra angamba izao ary hitantsika etsy sy eroa[b] fa minia tsy miteny na tsy andrenesampeo[/b] hafahafa zany ny TGV sy ny Antokony tato ho ato !! indrindra fa taty aorian'ny "nidongian'i Ra...
tohiny
novalian'i swnan ny 22/10/2009 13:04
stalingrad
(
20/10/2009 10:33)
Manà na fahendrena hianareo fa olondehibe daholo ny eto
Andrywui dit terrywui , pikatti dit bekintana ,zoam dit batista ,feticon dit swnan ,pikatti dit terryiwiui ,Mirananirina dit papoose ,ifiona dit nancy, noue dit AnA ,pikatti dit patrick2000.....efa hi...
tohiny
novalian'i pikatti ny 20/10/2009 23:18
stalingrad
(
16/10/2009 16:20)
hodakan'ny GIC ambavafo ndray io TIM io ra ny hita !
Malaina dia malaina ny any GENEVE ny handray ny delegasn isantsokajiny ho any geneve ! manome fika foana ry lerony oe mbola tsy vonona izahay , misy laharampahamehana mahaporitra anay aloha , sns... r...
tohiny
novalian'i terrywiui ny 17/10/2009 12:37
stalingrad
(
28/09/2009 15:19)
In-2 zany no afa-baraka i M/car tato anatn 10ans rah izan!
Tonga de hitsiako tsara aloha le teniko hoe Madagascar satria misy efa tsy eo amin'ny fitondrana misy nitsoaka misy eto M/car ihany ,
--Ny voalohany tena lehibe sy nanakoako eran'izao tontolo izao ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 29/09/2009 23:51
stalingrad
(
26/09/2009 13:11)
Ho an'i Noue sy Pikatti sy Miranirina ary Hery !
Nareo telo mitsamy ireo an ! de izao no tiako lazaina anareo ! ity serasera forum ity de betsaka amin'ny olona ao madagascar no manaraka sy miditra ato , izany hoe izay zavatra soratana ato dia tompon...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 28/09/2009 11:53
stalingrad
(
25/09/2009 14:40)
Vaovao farany :miaramila 3500lahy alefa eny Antsonjombe
Raha ny tena marina dia ny mpikarakara(organisateur) no manofa ny securité, mpitandro filamainana na civil izany ! tsy izay anefa no nataon'ny fanjakana amin'ilay hoe fivoriana ho ataon'ny GTT eo Ant...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/09/2009 20:44
stalingrad
(
24/09/2009 16:38)
alefaso alavitra kokoa hoe le adi hevitra fa ho ratsy ity !
Tsy zavatrakely toy io kabary tsy natao io mihintsyzao no tena goavana fa ny lavidavitra kokoa sy ny fahafantarana hoe hanao ny lohany ve ny tgv ka hiady irery tsy hamoha trano intsony ka hitondra ire...
tohiny
novalian'i locl ny 24/09/2009 18:50
