zozoro taingenam-pody ny TGV izao! tsy resy fa mandefitra !
1. stalingrad
(
21/10/2009 17:26)
Re-tsika rehetra angamba izao ary hitantsika etsy sy eroa fa minia tsy miteny na tsy andrenesampeo hafahafa zany ny TGV sy ny Antokony tato ho ato !! indrindra fa taty aorian'ny "nidongian'i Ravalo tsy ho any geneve teo !" ny antony hoy nareo? raha ny vaovao avy amin'ireo olona akaiky ny Filoha teo aloha Ravalo dia mangitsy be hono any ka tsy miditra amin'ny lohany ze resaka atao eo ! (?) ....
-ka ity fahanginana hafahafa entin'ny TGV ity raha ny filazan'ny mpanao gazety sasany azy dia milaza fa izay mangina volamena ! ary ny Fitondrana ny tetezamita dia tsy miala eo ampelatanany na hanao na tsia i Ravalomanana !
ny tanjona izany dia ekena daholo izay fanapaha-kevitra rehetra miainga eo raha tsy mikitikitika ny singambolon'ny TGV ,na geneve na addis abbeba na inona io !

novalian'i swnan ny 22/10/2009 13:04
2. terrywui
(
21/10/2009 17:43)
ny tanjona izany dia ekena daholo izay fanapaha-kevitra rehetra miainga eo raha tsy mikitikitika ny singambolon'ny TGV ,na geneve na addis abbeba na inona io !tena marina rasta a ! marina zany :roll: :lol: :lol:
3. xxx
(
21/10/2009 20:35)
Lany andro mandefitra @hanaovan'ny COLLABORATEURS 6RANY AZY ,tsy mandroso mihintys fa na zato taona aza tsy hisy PAYS IRAY sahy hi reconnaitre azy!!!
OTAGE dramarosaona sy ny tariny fotsiny sisa no niafaran'itgv ,te hial mafy hono izy io fa teren-dratsy honana eo hoe: tsisy ankiala fa samy mira-maty eto ,nitady tgv ka nahita nitsapa anDRA8 dia nahita ,mora2 angaha ty mitomany prezida ty zao vaokaikitry ny nenina !!!

4. stalingrad
(
22/10/2009 10:46)
xx2 fa ravalo moa zao mahavita inona ? angah sahy na miditra eto aza lery ko oe nitsapa andravalo ka nahita ! nahita inona moa io ?