Liste des messages

Liste des messages, inserés par rvoulah, par ordre de date
rvoulah ( 07/06/2008 17:44)
Rebika ao Nanterre
Sao de misy afaka manome info bb kokoa momba an'ilay Rebika ao Nanterre? Prix d'entrée ohatra ? Ora fanombohana? Misaotra mialoha ... suite
rvoulah ( 05/12/2006 13:46)
Rohy Ministère de l'intérieur
http://www.mira.gov.mg/election/lien.php samy liana ny valim-pifidianana isika tsirairay avy. Manampy ny efa misy sy ny voalazan'ny gazety dia io ambony io ny rohin'ny Ministère de l'intérieur a... suite
répondu par fijo le 06/12/2006 22:42
rvoulah ( 30/10/2006 16:54)
Namana tsy foy
Ato amin'ny antson'ny fo no apetrako ilay hafatra satria mitady namako iray tena tsy foiko izay aho. Ka sao dia mba misy mahalala azy amintsika namana ato amin'ny serasera indrindra ny avy any bira. ... suite
répondu par rvoulah le 10/11/2006 13:53
rvoulah ( 22/01/2006 19:33)
Namana iray
Amintsika rehetra ireo , samy manana ny namany daholo. Tsy olon-tiana no tiako holazaina eto , fa ilay namana iray nfidianao tao anatin'ny maro na hoe"meilleur(e)ami(e) amin'ny teny vahiny! Ny mba ti... suite
répondu par Roch le 12/04/2006 20:48
rvoulah ( 20/07/2005 10:35)
ho zaka sa tsy ho zaka?
mba te hanontany ny hevitrareo aho hoe , raha nisy olona niaraka taminareo efa ela , amantaonany maro , di nisaraka ianareo amizao fotoana noho ny antony maro samihafa . ho zaka sa tsy ho zaka ? ... suite
répondu par ari.malala le 07/10/2005 14:05
rvoulah ( 16/02/2005 18:43)
Film gasy
sendra niditra tao amy site ny sobika aho teo de ao amy mitady namana taloha misy hoe , Film Gasy miaraka amy Tantely Ramonjy , manao ahona kay io film io ho an'izay efa nahita ? ... suite
répondu par bloum le 11/04/2005 14:35
rvoulah ( 30/12/2004 20:04)
fihaviana samy hafa
ahona ny hevitrareo amin´ny olona roa miaraka samy hafa fihaviana ? Ohatra hoe vazaha sy gasy?... suite
répondu par fijo le 17/02/2005 23:01
rvoulah ( 01/08/2004 22:43)
Zavatra atao
inona kay no fomba ataonareo mba ampisehonareo fa tena tianareo ny olona miaraka aminareo? ... suite
répondu par fijo le 17/08/2004 21:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0083