Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i raozigasy, milahatra araka ny daty
raozigasy ( 17/05/2010 23:26)
Sabotsy mafana
sabotsy mafana, tsy misy voatana, hijanona an-trano, fa andao hiala hamohamo ... ny vera hifandona, amin'ny 5 jona, any Neuilly-sur-Marne, ny revy no itarina ... tongava maro, fa a... tohiny
novalian'i sipagasy ny 18/05/2010 17:27
raozigasy ( 19/08/2009 20:57)
Fankalazana ny faha FOLO TAONA SERASERA
Ho Fankalazana ny faha FOLO TAONAn'ny SERASERA dia hisy fikoranana lehibe atao aty Paris ao amin'ny 03 rue de la Tombe Issoire , ny zoma alina 02 oktobra 2009 manomboka amin'ny 21.30 ka hatramin'ny as... tohiny
novalian'i kelly13 ny 20/11/2009 07:41
raozigasy ( 14/07/2009 23:09)
"Dee Jay Month"
Iray volan'ny Dj koa no azo ilazana azy e fiarahan'ny dj malagasy manentana ny mpihaino ny radiovazogasy no tanjona, sady fampahalalana ny dj malagasy rehetra ihany koa alohan'ny faran'ny taona e ... tohiny
novalian'i ni81 ny 07/08/2009 07:12
raozigasy ( 14/07/2009 22:55)
"ny teny mandalo...
"ny teny mandalo ho lovan-tsofina, ny soratra mitoetra ho kirakira" izany indray no tetik'asa tiana iarahana amin'ny mpikabary sy ny mpanoratra malagasy rehetra, ho fambiroroboana ny teny malagasy ao ... tohiny
novalian'i raozigasy ny 27/07/2009 23:16
raozigasy ( 14/07/2009 22:07)
MADAGASIKARAOKE
Hevitra vaovao Fiaraha mifaly vaovao eto Paris sy ny manodidina , Madagasikaraoké .... ... tohiny
novalian'i raozigasy ny 19/08/2009 22:25
raozigasy ( 16/06/2009 22:52)
Antsa an'onjam-peo no kalo
"Antsa an'onjam-peo no kalo" io no tetik'asa atolotra ny mpanoratra tononkalo malagasy rehetra tsy ankanavaka , ho fampiroboroboana ny kanto malagasy. ... tohiny
novalian'i pissoa ny 30/06/2009 09:03
raozigasy ( 26/05/2009 22:54)
Takelaka vaovao
Miarahaba antsika rehetra tia ny kanto malagasy, Nomena endrika vaovao ny takelaka vetso tononkalo, ka dia manasa anao hitsidika sy hanome ny hevitrao enti-manatsara hatrany ny takelaka Isika ... tohiny
raozigasy ( 22/03/2006 22:07)
Fanontaniana
Nisy aingan-tonokalo roa samihafa nosoratako ato amin'ny tonokalon'i Nikopol hoe [b]tsy fantatro[/b] nefa dia tsy nivoaka intsony ilay izy rehefa nojerena !!!! mety hoe efa feno ilay pejy voalohany sa... tohiny
novalian'i nikopol ny 23/03/2006 11:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0595