Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i ralalaina, milahatra araka ny daty
ralalaina
(
06/03/2009 13:33)
RA8 NO MANAKARAMA OLONA HANAKOROTONA
Hita miharihary izao fa Ra8 no manakarama mpikarama an'ady hanakorotanana ny tolona sy,anisany mpikarama anadiny ireo olona nanakorotana teny @ CEG Antanimena mba hanasoketana ny TGV,hananay ny porofo...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/03/2009 22:13
ralalaina
(
05/03/2009 07:45)
NAMONO OLONA INDRAY RA8 OMALY
4 no maty tany ambositra,1 teto tana,izany no toetrany de mendrika ho filoha izy tsia ny valiny mamono no ainy fa tsy mamelona ...
tohiny
novalian'i Oay ny 05/03/2009 16:36
ralalaina
(
05/03/2009 07:22)
MITOHY NY TOLONA MANDRAM-PIALA AN DRA8
Diso hevitra daholo ry RA8 mianankavy ato @ forum raha nanantena hoe vita ny ady,vao manomboka izy izao,efa vory lanina daholo izao ny vahoaka eto tana ho eny @ 13 may,tsy manaiky intsony izany tsy ma...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 05/03/2009 14:17
ralalaina
(
27/02/2009 14:56)
NY ANTONY NAMPIVERINA ANY MGR ODON
Diso be daholo nareo RA8liste ireo @ antony nampiverina any ngahy MGR ny antony dia nilefitra RA8 mpamono olona ary nanaiky fa hiresaka @ fangatahany TGV dia ny fanaganana gvt de transition,ny fanalan...
tohiny
novalian'i almada ny 28/02/2009 06:44
ralalaina
(
26/02/2009 10:18)
MATAHOTRA RAVALO TIA TENA
Vory lanona ny olona eto mahamasina,vahoaka analinkisa no tonga mba hitaky ny zony,nalefa ny miaramila handrava ny olona nanao tifin danitra sy nanapoaka bomba,izany no toe tsainy ny RA8 nohoizany tsy...
tohiny
novalian'i tanymasina ny 04/03/2009 14:54
ralalaina
(
20/02/2009 10:22)
NAMONO OLONA INDRAY RA8
Naka ministera izay efa azony ny TGV indray ra8 alina tsy nanaiky lembenenana anefa ireo andrimasom-pokonolana eny fa na dia tanam-polo aza no entina niaro izany saingy RA8 efa fantatra ny toetrany fa...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 14:17
ralalaina
(
20/02/2009 09:40)
VITA RAVALO NAVOAKA NY BLINDE
Tena matahotra mafy RA8 ry zalah,navoaka eny anosy ny blinde hiaro ny ministera rehefa hita fa tsy manaraka ny yteniny intsony ny miaramila nefa tsy mahasakana ny pokona zany raha vita tanteraka ny ad...
tohiny
novalian'i yuka ny 20/02/2009 13:59
ralalaina
(
16/02/2009 08:37)
NY ZAVATRA VITANY RA8 NANDRITRA NY 7 TAONA
Nahavita be teto @ firenena hono RA8 ireto avy izany
- Nanangadra ny olona tsy mitovy firehana aminy
- Mpanao didi jadona
- Nangalatra vola mpanjakana
- Nalainy daholo ny tsena rehetra eto m/c...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 11:10
ralalaina
(
14/02/2009 14:00)
za dia anisany nokaramaina ho eny mahamasina
voaporofo fa notambazana vola ny olona tonga teny mahamasina anisany izany ny tenako izay nomena 100 000fmg,ankoatra izay misy guichet tao mahamasina nanomezana ireo olona avy lavitra,mbola filaharana...
tohiny
novalian'i Papoose ny 15/02/2009 02:20
ralalaina
(
11/02/2009 13:18)
TSY SAHY NAKANY MAHAMASINA RAVALO
tsy sahy tonga taty mahamasina ravalo fa natahotra sao horakorahany olona ny antsasany olona tany mahamasina dia tsy hanohana no tena antondihany fa hitoraka voatabia sy hiantso hiantso hoe
RAVALO M...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:17
ralalaina
(
11/02/2009 11:07)
hijery spectacle tena aleha any mahamasina
olona hijery spectacle no betsaka tonga any mahamasina ankoatra anireo nontanterina avy any ambanivohitra, satria matahotra ny tsy ahazo olona ry MPAMONO OLONA dia nanafatra artiste malaza anao animat...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/02/2009 16:09
ralalaina
(
04/02/2009 12:03)
Ra8 mpandainga
Ra8 dia mpandainga mody mivavaka hay mtena milalao ody...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/02/2009 14:28
