Liste des messages
Liste des messages, inserés par rainy, par ordre de date
rainy
(
28/11/2006 21:29)
Tsy mena-mivadika ry Zasy Lucien sy ry Ndremanjary
Dia efa maty eritreritra mihitsy ireo olona ireo fa mbola misolelaka hanohana an'i ra-huit indray. Tsy mba menatra ve ry zalahy ireo ê! raha ny vavan'i Ndremanjary tany Paris indray mandeha izay tao...
suite
répondu par fijo le 30/11/2006 23:45
rainy
(
12/11/2006 23:52)
Mitady hanondrana marina ve Ratsiraka DIDIER ?
araky ny resaka mandeha farany dia hoe hirohotra hiditra an-keriny eto amin'ny tanana i Radidy sy ny tariny alohan'ny fifidianana; fanohanana avy amin'ny frantsay no toa hoe hahasahian-dry zareo?
Ino...
suite
répondu par rainy le 13/11/2006 21:09
rainy
(
01/11/2006 18:26)
vol air madagascar annulé 01 novembre
Na dia tsy tokony ho ato amin'ny politika aza io lohateny io dia misy ifandraisany ihany angamba.
Naninona no foana ny zotra air-madagascar parisy antananarivo androany 01 novembre tokony nandeha tam...
suite
répondu par fijo le 10/11/2006 22:43
rainy
(
28/10/2006 22:11)
élimination physique an'i Ra8
Marina dia marina amin'izao fotoana fa tena misy mitady hamono élimination physique an'i Ravalomanana alohan'ny faran'ny taona 2006. Efa vonona daholo ireo mpikarama anady....
suite
répondu par fijo le 03/11/2006 23:53
rainy
(
18/10/2006 16:50)
site assidu-madagasikara.org
nandeha nitsidika hoatra ny fanaoko aho amin'io site an'ingahy Rajaonarivelo Pierrot io kanefa dia hoe tsy fantatry ny google intsony. Mba jereo ry zareo sao izaho no tsy mahay â!
misaotra....
suite
répondu par fijo le 20/10/2006 22:40
rainy
(
17/10/2006 23:28)
Inona no maha ory an'i Rajaonarivelo Pierrot?
Inona no tena mahafatifaty an'i Rajaonarivelo Pierrot hiala avy ao Maurice hoany amin'ny tanana handray roapilanina maorisiana? Maninona raha miverina mankany paris dia eo mandray ny airmad mivantana ...
suite
répondu par tenagasy le 22/10/2006 17:24
