Liste des messages
Liste des messages, inserés par piozila, par ordre de date
piozila
(
28/08/2011 17:50)
Maty hono i Nadine
Lasa nanaraka an'i Tpkl Sylla...
suite
répondu par ronaldo09 le 05/09/2011 06:41
piozila
(
20/11/2010 08:40)
Any ianao ry Andrywui
1-tena mahagaga ianao ity (na koa mampahatsiaro ahy ireo mpanao politika namotika an'i Madgasikara)
Hatramin'ny 2008 ka hatramin'ny octobre 2010 ianao dia tena fanatik be an'i Radomelina ary tena miak...
suite
répondu par bazylou le 24/11/2010 18:26
piozila
(
02/11/2010 14:42)
Ho an'i Komanda Sarla
Any ianao Komanda Charles,
Voalohany, komanda ianao hatreto fa tsy Lietna-kolonely satria fitondrana sandoka (azo tamin’ny fanonganampanjakana izay nataonareo) no nanome galona anao sy ireo namanao ...
suite
répondu par Rabaradaka le 09/11/2010 11:44
piozila
(
16/10/2010 08:52)
NA INONA FANOVANA ATAO MOMBA NY TETEZAMITA NY OLOMELOKA, OLOMELOKA FOANA
Noforonina daholo izao karazana andry radomelina(azafady : izao andrimpanjakana) rehetra izao, mba hanampenana ny vavan'ny mpanao politika, mba hitohizan'ny fizarana seza, mba tsy hiverenandra8 intso...
suite
répondu par Rabaradaka le 20/10/2010 11:47
piozila
(
02/10/2010 13:15)
IO ARY
Manentan ny olona tsy handeha hifidy ry zareo ao amin'ny 3 mouvances, ary izay mihintsy lay efa nitrikitrihako teto tapa-bolana lasa izay.
Ahoana moa no handehanana mifidy kanefa:
Ny zavatra ho fidian...
suite
répondu par milamm le 06/10/2010 02:13
piozila
(
17/09/2010 06:08)
FAIZANA IREO MPANAO POLITIKA MIADY SEZA
Ry vahoaka malagasy,
Mazava izao fa tsy misy fitiavan-tanindrazana eo amin'ireo mpanao politika(sandoka) eto Madagasikara
Mazava fa fitadiavana tombontsoa manokana sy fivarotan-tanindrazana no miseho ...
suite
répondu par Miharena le 30/09/2010 14:06
piozila
(
08/09/2010 15:58)
Tsy de hita intsony ny foza
Efa manomboka miongana ny HAT, fa toa izay rehetra aleha tsy tia azy avokoa. Jereo fotsiny ny siotsioka nahazo ireo HAT namangy tany amin'i Raoul. HAT mpihatasara velatsihy e! Eto amin'ny forum koa to...
suite
répondu par rpetit le 17/09/2010 09:27
piozila
(
08/09/2010 15:57)
Tsy de hita intsony ny foza
Efa manomboka miongana ny HAT, fa toa izay rehetra aleha tsy tia azy avokoa. Jereo fotsiny ny siotsioka nahazo ireo HAT namangy tany amin'i Raoul. HAT mpihatasara velatsihy e! Eto amin'ny forum koa to...
suite
piozila
(
18/11/2008 06:24)
Virus Foza orana, mbola tsy hahitampanafana
Mimenomenona ny ankamaroan'ny olona fa misy virus FOZA ORANA izany izay mampikorontana ny icone rehetra amin'ny bureau. Ankoatr'izay dia ovainy daholo ny commande, ohatra: raha manao ouvrir amin'ny fi...
suite
répondu par tetsu le 21/02/2009 12:33
