Liste des messages
Liste des messages, inserés par oully, par ordre de date
Oully
(
25/07/2012 07:03)
Finday ! Teny niaiviany
Miarahaba,
Saika mba hanontany ho an'ireo mahalala hoe, ahoana moa no nahatonga ny teny hoe finday ? Dia efa eken'ny akademia malagasy ve io fitenenana io ?
Misaotra mialoha...
suite
répondu par niryna le 26/09/2012 21:53
Oully
(
05/10/2010 21:29)
Seraser'alina 2 (fety sy fihaonana, amin'ny heviny manontolo)
Tonga indray ny fotoana ihaonan'ny mpisera rehetra eto. Herintaona lasa izay no nifaliantsika tamin'ny faha-10 taonan'ny serasera.org koa angamba lasa ho fahazarantsika ny hihaona manodidina ny fotoan...
suite
répondu par Oully le 23/11/2010 17:57
Oully
(
15/11/2007 10:21)
OLOMBELO RICKY, hommage au JJ Rabearivelo
Comme suite à la soirée en hommage au grand poète malgache Jean Joseph RABEARIVELO qui s’était tenue le 6 juillet dernier au FIAP, l’UPEM HAVATSA section France a le plaisir de vous convier à...
suite
répondu par rastafarai le 16/11/2007 03:27
Oully
(
18/06/2007 13:43)
JJ RABEARIVELO, Sombin-dova - 6 Jolay 2007
Ny fikambanan’ny Poety sy ny Mpanoratra Malagasy / Havatsa - UPEM sampana Frantsa dia faly manasa anao amin’ny fampisehoana miavaka ho fahatsiarovana ny faha-fitopolo taona nahafatesan’i Jean Jo...
suite
répondu par pissoa le 19/06/2007 00:01
Oully
(
18/06/2007 13:42)
JJ RABEARIVELO, Sombin-dova - 6 Jolay 2007
Ny fikambanan’ny Poety sy ny Mpanoratra Malagasy / Havatsa - UPEM sampana Frantsa dia faly manasa anao amin’ny fampisehoana miavaka ho fahatsiarovana ny faha-fitopolo taona nahafatesan’i [b]Jean...
suite
répondu par Oully le 28/06/2007 16:48
Oully
(
21/05/2007 10:14)
tsy mi-fonctionne intsony angaha i
Toa messagerie foana ny portable fa angahe tsy manao an'io intsony ianao ? mba henoy fa misy message nalefa ko any, ary mba mangataka fanampiana @ ireo izay mahalala azy raha azo atao !! Merci d'avan...
suite
répondu par Fiffi le 28/05/2007 09:09
Oully
(
15/03/2007 00:33)
Printemps des Poètes 24 Mars
Miarahaba,
"Ao anatin'ny « Printemps des Poètes 2007 » dia ho kaloina sy ho hiraina
amintsika ny sangan'asan'ireo Poety 7 Malagasy Malaza : Randza
Zanamihoatra, Ny Avana Ramanantoanina, Fredy ...
suite
répondu par Oully le 04/04/2007 19:20
Oully
(
25/07/2006 17:13)
Concert HANTATIANA
Antsan-kira ho fiderana an’Andriamanitra sy ho fitoriana ny Filazantsara hiarahana amin’i HANTATIANA, eto Paris.
Daty : 5 Aogositra 2006
Ora : 8 ora alina
Toerana : Institut Biblique de Nog...
suite
répondu par diamondra27 le 09/08/2006 10:20
Oully
(
22/05/2006 13:02)
Antsa tononkalo DOX ao amin’ny FIAP amin’ny 8 ora alina
Antsa tononkalo DOX ao amin’ny FIAP amin’ny 8 ora alina
Amin’ny 27 mey 2006 amin’ny 8 ora alina dia hisy antsan-tononkalo
hotanterahin’ny HAVATSA-UPEM Sampana Frantsa ao amin’ny FI...
suite
répondu par Fiffi le 23/05/2006 19:10
Oully
(
22/05/2006 13:01)
Antsa tononkalo DOX ao amin’ny FIAP amin’ny 8 ora alina
Antsa tononkalo DOX ao amin’ny FIAP amin’ny 8 ora alina
Amin’ny 27 mey 2006 amin’ny 8 ora alina dia hisy antsan-tononkalo
hotanterahin’ny HAVATSA-UPEM Sampana Frantsa ao amin’ny FI...
suite
répondu par soanja le 10/06/2006 05:26
Oully
(
03/05/2006 08:41)
sao misy ho any Mada? ttsy maika
Sao mba misy ho any mada mba hampitondraina ttasy hanaovana passeportn'ny zanako? ka raisin'ny dadako any an-toerana? départ juin manko izahay ka efa antomotra ihany; dia misaotra mialoha raha misy e...
suite
répondu par mamps le 11/06/2006 20:31
Oully
(
14/09/2005 15:18)
Sao mahasoa
http://ikalapiso.free.fr...
suite
répondu par lebota le 04/11/2005 09:28
Oully
(
26/07/2005 21:01)
Sakafom-panambadiana
Inona avy no sakafo maha-malagasy tokony ho hita ao anaty fetim-panambadiana?...
suite
répondu par palince le 21/09/2005 14:27
Oully
(
12/02/2005 13:21)
Sanatria
Sanatria hoy aho raha adino izy ity http://forum.serasera.org/index.php?rub=message&msgid=m4080f2d802730
Tsy aleo ve masahana?
Toerana:
Lyon
na
Normandie (amoron-dranomasina).
Daty:
01 ...
suite
répondu par methode le 06/03/2005 14:30
Oully
(
02/02/2005 21:34)
Pasipaoro
Efa nisy mahalala ve ity fomba fahitana pasipaoronao manokana amin'ny alalan'ny internet ity?
http://www.scrolllock.nl/passport/...
suite
répondu par Oully le 22/02/2005 21:03
Oully
(
01/02/2005 00:27)
Mahaleo
Sao mahaliana www.mahaleo.com...
suite
répondu par olast le 10/09/2005 15:13
oully
(
31/12/2004 11:09)
Arabaina
Zoaezaniversera Hery an!
Tahian\'ny Tompo, dia mahereza amin\'ny adidy maro samihafa.
Manàna ho avy mahafinaritra, hahazo izay iriana sy mahasoa. :wink: ...
suite
répondu par fijo le 03/01/2005 23:50
oully
(
17/12/2004 20:22)
Fety
Rehefa akaiky tahaka izao ny fety dia inona no mandalo ao anaty eritreritrareo?
...
suite
répondu par mihanta le 07/01/2005 20:44
oully
(
23/10/2004 19:35)
Ny tantarako
Rehefa lasa teo ny eritreritro, tao ho ato, dia tsy maha te hijery sarimehitsika amin\'ny fahitalavitra intsony na hitsiriritra mpilalao sarimihetsika mahay satria heveriko efa ampy ahy ny tantarako i...
suite
répondu par fijo le 08/12/2004 22:31
oully
(
30/06/2004 08:48)
Ireo mpanoratra Malagasy
Efa nisy antso ihany navoakan'i NyKanto any amin'ny lohahevitra hafa izay iantsoana ireo mpanoratra malagasy rehetra (tononkalo, tantara, ... ) monina aty am-pitandranomasina.
Hisy hetsika izay kasai...
suite
répondu par primorh le 12/11/2011 14:05
