Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i oufouf, milahatra araka ny daty
oufouf ( 06/12/2006 23:44)
50 000 dollars
[b]wanted[/b] : 50 000 $ ny omena an' izay mahita sy mahasambotra an' ny jeneraly Fidy .......:-w ... tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2006 21:43
oufouf ( 22/11/2006 09:10)
io ary ilay resaka !
Affaire Randrianafidisoa : Pety menacé d’arrestation L’enquête concernant la « mutinerie » du général Randrianafidisoa progresse rapidement. Au train où vont les choses, les investig... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2006 23:05
oufouf ( 21/11/2006 08:58)
coup d'intéret de Fidy!
hitako t@ RFO interview ny Gal Fidy, tena fitiavan-tena ilay izy ..... resaka intéret perso. hoe niara-nitolona hono izy sy Ra8, promettre azy monts et merveilles hono i Ra8 , dia ho retraite izy ... tohiny
oufouf ( 09/11/2006 10:16)
fa ahoana ihany aza ilay fisainana politika ?
mba variana ihany aho , nahita fa toa manoratra any amin' i Chirac daholo ity olona hilatsaka hofidiana amin' ny 3/12 ity : tondroiko manokana eto indray Mme Candidate Elia Ravelomanantsoa fa inona ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2006 22:22
oufouf ( 24/10/2006 20:04)
mba omeo kely é !
Mba misy afaka manome ny adressy garage gasy manao peinture eto amin'ny région IDF ve nareo , toa nahita aho indray mandé ? Toa nisy "garage mobile" tao Fresnes tao fa ny adresse iny koa fa tsy hit... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/10/2006 05:54
oufouf ( 19/10/2006 11:04)
adresse !
Mba misy afaka manome ny adressy garage gasy manao [b]peinture[/b] eto amin'ny région IDF ve nareo , toa nahita aho indray mandé ? Toa nisy "garage mobile" tao Fresnes tao fa ny adresse iny koa fa ... tohiny
novalian'i oufouf ny 24/10/2006 20:03
oufouf ( 12/10/2006 08:07)
fa inn ity ?
mba [b]mahagaga sy mampimé[/b] ahy ny fihetsiky Herizo , ilay nametraka dossier : 10 10 10 10. mampimé : olona hitondra firenena ve dia hanao an' [b]izao foana[/b] .... tsy ho avy koa ranokombé ... tohiny
novalian'i fijo ny 17/10/2006 22:15
oufouf ( 11/10/2006 07:31)
fa maninona kay !
lasa eritreritra ihany aho sady ohatran' ny gaga : fa maninona kay ny vhvy [b]sasany[/b] refa mbola tanora sady tsara tarehy no tsara fanahy , no tsara toetra , no tsara é (l).....fa refa miahantitra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/10/2006 20:07
oufouf ( 11/09/2006 10:13)
mba maika é !
mba te-ahafantatra izaho, fa mila fifandraisana amin' ny gasy comptable na expert comptable eto amin' ny région parisienne, teneno ny havana aman-tsakaiza raha mahafantatra ianareo dia mba hanoraty... tohiny
novalian'i oufouf ny 11/09/2006 20:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008