Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i misratana, milahatra araka ny daty
misratana ( 02/08/2013 11:38)
Ny misitery mikasika an'i Pierre be sy ny tsy maha-maitre an'i Avoko : vakio ny porofo etsy ambany
Tsotra be ny zavatra hahafahana mijery ra maty izy na tsia, lazaina fa vatan'akondro ny tao anaty vata-paty ary no-sceller-na ny fasana sy azo vohaina, koa manin ra vohaina amizay amizao de ho hita eo... tohiny
novalian'i Azrael666 ny 26/04/2023 00:30
misratana ( 27/04/2013 18:31)
hifampitady zany ny foza (tgv), ny kalalao (tim), ny kongona (avoko) ny vitsika (vitatsika io), ny tanalahy (Hajo), ny ombilahy mazavaloha (sylvain), ny moka tonga saina (Rolland) sns
raikitra ny adin'ny bibikely gasy!mdr... tohiny
novalian'i misratana ny 28/04/2013 11:23
misratana ( 27/04/2013 12:13)
Tsisy mpamatsy vola tsony ny GTT ka dia 30 sisa no tonga namaly ny antso araho ny sary
ito ny sary mampiseo fa tena reraka ny GTTAY, zara ra 30 no tonga teo amin'ny place de la Bastille, niaraka tamin'ny kilonga, aiza re ry zareo tamin'ny mbola nisy mpamatsy eh!tsisy fotokevitra fa vola... tohiny
novalian'i andrywui ny 02/05/2013 10:48
misratana ( 27/04/2013 09:03)
Nisintona ny kandidature-ny hono ingahy Ralison Roger "économiste". Sao de tsy manana caution no antony???
Nankaiza ara ilay karama noraisiny nandritra ny herintaona nefa tsy niasany fa nigrever-ny teny ankatso (seces) tsy aleo ve mba natao caution eh!tena tia tena tsssssss ... tohiny
novalian'i misratana ny 27/04/2013 18:18
misratana ( 27/04/2013 08:59)
Manentana i Kalalao hoe jereo ny anarana any amin'ny lisipifidianana, tara loatra satria nanda tsy nety natao recensement ry zareo tamin'ny fotoan'androny!bye bye e
Tara loatra ry Magro fa efa sady vitsy an'isa no mbola tsy ao anaty lisi-pifidianana fa tara train, taitra ny olona enao mbola hoe "tsisy fifidianana zany eo ra tsy tafody aho", nilaozan'ny omby (vavy... tohiny
novalian'i lefitatra ny 04/05/2013 07:47
misratana ( 27/04/2013 08:52)
niady an-trano ny zanaky Dada vao nahare fa i Kalalao no kandida
Raikitra ny fifamaliana tao amin'ny Magro tamin'ny nanendrena an'i Kalalao ho kandida, misy ny tsy manaiky ny handatsahana kandida ratsy tonga fisatava, misy ny sorena fa hoe tokony mba ny lohandohan'... tohiny
novalian'i misratana ny 27/04/2013 18:20
misratana ( 08/12/2012 07:48)
Génocide be tetsy Ankadindramamy, tsy maintsy hivoaka amin'ny tatitry nyGTT(ay), ny Amerikanina ary amnesty International
Tsy maintsy efa aparitaky ny GTT(AY) any ivelany any zao ilay Génocide be tetsy Ankadindramamy dia efa tafiditra ao ami tatitry ny tsy fanajana zon'olombelon'ingahy Barak Obama sy Hillary (ilaron) Cl... tohiny
novalian'i andrywui ny 26/12/2012 15:11
misratana ( 04/12/2012 09:44)
misokatra efa ho 4 taona zao ny sekoly Magro hamolavolana zanak'adala ka ny boky ampiasaina ao dia REVELATION CHARLES TOME 10
Ka ny formation dia "EN PLEIN AIR" ary ny dabilio dia VATO, ka ny mpianatra dia mandray écolazy fa tsy mandoa ecolazy. Ny olana fotsiny dia tsy misy fiafarany ilay formation raha tsy tonga i ADALA (n... tohiny
novalian'i pulm ny 10/12/2012 14:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0072