Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i meva2, milahatra araka ny daty
meva2
(
01/04/2008 09:51)
les chrétiens et les....reste !!!!!
Mba te hilaza kely ny hevitro aho amin'ilay post nataon'i majesty.
Tiako ho faritana aloha fa izaho dia mino an'andriamanitra, nobeazina t@ fomba kristianina kanefa tia koa mahafantatra ireo "kara...
tohiny
novalian'i soanja ny 12/04/2008 04:48
meva2
(
31/01/2008 19:24)
AMBONDONA
Andray!!! izay aho vao nhita ny atao hoe ambondrona Mahafinaritra be ny mozikan-dry zareo sady ilay lead koa mahafatifaty kely....
hum,hum, vazivazy raindalana fa raha misy mahafantatra ny concert a...
tohiny
novalian'i achrafhanna ny 03/02/2008 09:26
meva2
(
20/12/2007 09:20)
Fahatelo
bjr daholo,
Izaho dia mananjanaka roa, ary mieritreritra mafy ny fahatelo, kanefa somary sadaikatra ihany aho satria mila organisation kokoa ets.., izy roa voalohany koa efa manomboka autonomes. ...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 31/12/2007 07:56
meva2
(
20/12/2007 08:55)
BIO
Manao ahoana ny hevitrareo amin'ireo "produits bio" et frantsa? Somary préciser-ko kely satria ny any mada moa mazava loatra fa paradisan'izy io eny antsena.
...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/12/2007 12:33
meva2
(
06/11/2007 09:07)
HONO HOA
bjr daholo,
Ity mba misy fanontaniana manitikitika ahy ka mba tiako hosokafana ny dinika:
Iza no mendrika kokoa ny fanjakan'ny lanitra:
- olona mino sy mahafantara an' Andriamanitra nefa dia ...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/11/2007 21:50
meva2
(
30/10/2007 10:56)
re7 sendrasendra
Tsy dia hitako loatra izay hatao omaly dia namorina2 @ izay nisy tao antrano aho ary tena tsara ilay izy dia hozaraiko aminareo eto raha mety hahasoa.
Quiche: dia izao no ao anatiny:
- oignon
- tom...
tohiny
novalian'i meva2 ny 19/11/2007 10:07
meva2
(
02/08/2007 07:07)
Zao bavy
Bjr daholo,
Ary mba manao ahoana ny fiaraha moninareo @ zao bavy sy zao dahy?...
tohiny
novalian'i beby2 ny 28/06/2008 09:21
meva2
(
15/06/2007 10:31)
tianareo
Inona no karazantsakafo tianareo ankoatry ny sakafo malagasy ?
Izaho dia tia sakafo indien sy japonais, ny mba tiako andramana izao dia ny sakafo tibétain....
tohiny
novalian'i mangabe ny 20/07/2007 13:00
meva2
(
15/06/2007 09:26)
TENNIS
Bjr daholo,
Izaho dia mitady namana hiarahana milalao tennis.Raha toa ka misy intéressé dia aza misalasala sady mety hahafinaritra koa ny fihaonana ara- panatanjahatena.
Ny toerana dia : Suresne...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 06/07/2007 09:25
meva2
(
04/05/2007 09:38)
3
Bjr daholo,
2 vavy ny zanakay amin'izao fotoana izao ary mitady lahikely ! fantatra fa 50% ny chance fa naika mba hanontany hoe: misy ireo "recettes de grand mère" lazain'ny olona, misy efa nanandra...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/05/2007 13:57
meva2
(
29/04/2007 20:07)
tiana tsy tiana
inona no zavatra tsy tantinareo indrindra @ vadinareo ary inona no mahafinaritra anareo indrindra aminy, ilay mampisy frisson kely hoe heeee, tiako ty vadiko ity eeee !! hi,hi,hi!
Ny ahy ny tsy tanti...
tohiny
novalian'i arialy ny 07/06/2007 11:17
meva2
(
23/04/2007 11:16)
grillade
bjr daholo e! ity misy fomba fi griller-na poisson tadidiko tany nosy be teny amorondranomasina ny fihinanako azy dia mba zaraiko aminareo sady koa mampahatsiaro ny vôkansy e!
- afangaro ny huile, c...
tohiny
novalian'i vale ny 24/04/2007 15:17
meva2
(
30/03/2007 09:52)
Tandremo
Bjr daholo,
Efa akaiky indray ity ny été dia hanomboka ny fitadiavana régime surtout hoantsika vehivavy.
Ity ny expérience hitako:Nisy régime narahako izay t@ izaho avy teraka kelikely, nisy gÃ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/04/2007 06:55
meva2
(
23/03/2007 09:22)
AMPIO AZAFADY
Bonjour daholo,
Mila mandefa fanafody, 3 boîtes, haingana any antananarivo aho ka mba mangataka raha misy olona afaka iangaviana mba hitondra ireo na koa mahafantatra hevitra afaka handefasako azy a...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/04/2007 19:47
