Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i kelly13, milahatra araka ny daty
kelly13 ( 03/12/2009 21:23)
...
... iza no efa nijery ilay "paranormal activity"?... tohiny
novalian'i sitlo ny 25/08/2010 17:44
kelly13 ( 16/03/2009 18:10)
ry zareo...
temoins de jehovah oa d tonga mandondona matetika ato antrano ato e! zao no fandehan'ny tatara, misy ramatou zay nandondona tato, d novoahiko soa amantsara, d ozizy "miteny gasy va ianao?" d ie ozy za... tohiny
kelly13 ( 13/03/2009 14:26)
gomorra
manaôna izy io?... tohiny
novalian'i kelly13 ny 13/03/2009 19:08
kelly13 ( 09/01/2009 18:23)
PUVA
mba saika hanontany anareo iza no efa nanao io ce genre de therapie? (aleo klou tsy asiko oe misaotra fa sô d tonga avy any i kodoitra hamaly oe "tsisy fisaorana") hihihi... tohiny
novalian'i Koditra ny 11/01/2009 09:52
kelly13 ( 22/12/2008 14:30)
?
windows7? manaôna izy io ze efa mampiasa? sôtsa... tohiny
novalian'i Koditra ny 01/01/2009 19:26
kelly13 ( 13/12/2008 17:42)
fa naninn?
http://namana.serasera.org/... tohiny
novalian'i heidi ny 15/12/2008 06:35
kelly13 ( 09/11/2008 18:51)
aminareo...
... inona no atao oe "passion" d inona no atao oe "amour"? nisy oul zay mantsy niaraka tamiko, efa ela le tatara a, sao d misy mitapitapy eo :°) d nanotaniko izy oe fa inn no itiavanao ahy? d o... tohiny
kelly13 ( 02/10/2008 16:18)
rano
miarahaba, aôna kay ny ataonareo refa le idiran'ny rano ny sofina refa manao douche? mandreraka b mantsy fa za tratra fôna misaotra ô!... tohiny
novalian'i kelly13 ny 17/10/2008 20:14
kelly13 ( 04/09/2008 10:06)
momba ny hafatra
zany hoe ho an'ny mpiandraikitra indrindra mou zany izy ity e, hitanareo, ny "[b]hafatra voaray[/b]" zany d voafafa ao anaty iray volana une fois voavaky ary raha mba atao ohatran'izay kou mou ny "... tohiny
novalian'i kelly13 ny 05/09/2008 14:56
kelly13 ( 19/08/2008 18:47)
ny zaza ambohoka
tsy haiko na ato na any @ fahasalamana na any @ resa-behivavy na any @ reny sera² no tokony handefasako ity fa na izany aza d "lasa ny eritreritro" oe ny zaza ao anaty vohoka (vohoka eo @ 5-6-7 mois ... tohiny
novalian'i dodhiya ny 20/07/2018 04:53
kelly13 ( 04/08/2008 18:22)
coco
aôna kay ny fanaovana ireny bonbon coco ireny e? le izy miparasaka tsara mampilendalenda iny no tena mahaliana ahy! sôtsa tompoko... tohiny
kelly13 ( 10/06/2008 19:33)
oay
...kay anniversaire an'i iverrou androany d joyeux anniversaire zany e! ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 15/06/2008 15:04
kelly13 ( 30/05/2008 09:33)
hira talou
asa nareo na mba mijery ilay chaine VH1 classic fa mampatsiaro ny fahatanorana, misy dire straits, modern talking, a-ha (tsy d voako klou e), sandra, kim wilde etc...... tohiny
novalian'i endrika01 ny 08/06/2008 11:13
kelly13 ( 16/05/2008 04:52)
pudding
slt dôl, mba misy mahay recette pudding nature v? pudding le vita @ mofo maina no mba tadiaviko fa tsy le vita @ croissants ohatra! misaotra ô... tohiny
kelly13 ( 18/04/2008 09:54)
biby
tsy nahita tory oa za t@ alina fa nivadibadika tao fotsiny, d inn hozy nareo no eritreritra nandalo tao antsaiko? oe, zao mou misy bibilava b, le mavomavo b na fotsifotsy b na le maramara marikoriko r... tohiny
novalian'i kiadi ny 20/04/2008 13:52
kelly13 ( 27/03/2008 15:38)
ao
tsara kosa le fiovana an! mankasitraka ô!... tohiny
novalian'i kiadi ny 27/03/2008 19:34
kelly13 ( 12/03/2008 15:02)
hotellerie-restauration
ho an'ireo zay mba mahitahita @ resaka lalàna tokou, marina v fa tsy mba majoré izany ny karama refa jours fériés na week end refa miasa @ hotely na restaurant? d inn fotsiny zany no mba tombony a... tohiny
novalian'i badboy ny 15/03/2008 11:26
kelly13 ( 12/03/2008 13:32)
nems
bézoro dol! ankoatra ny kotomila, pates blanches, champignons noirs, sira, poivre, d inn ry reto no tsara atao mifangaro @ le totokena mba hanome "gout original" kely ny nems? miciii dol!... tohiny
novalian'i gasyjean ny 11/10/2008 12:47
kelly13 ( 27/02/2008 19:08)
marary lamosina
makaleo b, inn no azo atao?... tohiny
novalian'i om974 ny 05/12/2008 14:54
kelly13 ( 19/02/2008 13:27)
zany tokou v?
miala tsiny fa teny vahiny le izy, hitako tany ambadimbadika tany. tena marina v zao? [b]la création d'un second compte après un bannissement est considéré par la justice comme un contournement... tohiny
novalian'i kiadi ny 28/02/2008 16:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0291