Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i johnnyandri, milahatra araka ny daty
johnnyandri
(
10/08/2007 10:59)
conjigezon
tao am-pianarana...
teacher: mamorona sentence iray ampiasana ny "I"
Ikoto:I is...
teacher: dray dray dray "I am ..." foana no aorian'ny "I"
Ikoto: eny ary, "I am the ninth letter in the alphabet....
tohiny
novalian'i wooda ny 13/08/2007 13:54
johnnyandri
(
09/08/2007 17:58)
nandalo teto ny eritreritro
Nandalo fotsiny kah, tsy nijanona akory...:-D:-D:-D...
tohiny
novalian'i lapino ny 12/08/2007 00:06
johnnyandri
(
02/06/2007 07:28)
Tany amin'ny DESERT
Nahamay be ny andro, nandeha an-tongotra izy roalahy.
Nahita varavarana fiara ry zalahy ka noentiny mba hialokalofana.
Nijanona naka aina izy.
Mahamay be lesy izy izany a.
Nampidinin'ilay iray il...
tohiny
novalian'i chouket ny 22/06/2007 14:02
johnnyandri
(
31/05/2007 16:28)
mihangoda
niditra ny lakilasy ilay Ramatoa mpampianatra ka nahatsikaritra soratra kely teo amin'ny solaitrabe hoe 'penis' nofafany ilay izy ary nodinihiny sy niezaka nitady izy hoe iza amin'ireo mpianatra no na...
tohiny
novalian'i sitlo ny 04/06/2007 15:10
johnnyandri
(
22/05/2007 08:23)
karazana vazavaza eny an-tsena...
Raha mandeha eny an-tsena ianao dia misy karazana resaka sy feo fahenonao matetika eny, toy ny hoe: alefa , alefa... raha mitady parking ianao ohatra.8) Na koa ny hoe ramose ramose sady manolotra ny t...
tohiny
novalian'i Bita ny 31/05/2007 08:55
johnnyandri
(
14/05/2007 17:24)
Analakely lasa Analagam...
Dia inona koa ny sasany???
Anareo indray ary ny tohiny
ohtra: Soavimasoandro lasa soleil...:lol::lol:
Amerika lasa bekintana......
tohiny
novalian'i tynah ny 25/05/2007 19:20
johnnyandri
(
12/05/2007 03:16)
Lany lasantsy
Neny a, andeha hoentiko mandehandeha i toto manodidina ny farihy.
Neny: Angamba tsy tokony hoentinao izy fa mbola en chaleur io izao.
Fa inona no dikan'izany en Chaleur kay???^^
Anontanio ny rainao...
tohiny
novalian'i sympa ny 14/05/2007 00:42
johnnyandri
(
10/05/2007 04:33)
Aiza no mahatsara ny fanamoriana havia sa havanana?
Mahita ihany aho amin'ireny rallye WRC ireny fa misy manamory avy eo ankavanana ry zalahy. Amiko ohatry ny tsy mahazo fafiny aho raha mitondra avy eo ankavanana. Efa zatra hatrany amboalohany ilay avy...
tohiny
novalian'i rakapy ny 03/12/2007 04:37
johnnyandri
(
10/05/2007 03:48)
mianatra tany gasy
Amerikana sy frantsay ary sinoa mianatra mamaky teny Malagasy.
Vakionareo ity fehezan-teny ity:
Milalao rora i Farakely.
Amerikana: Mihantona ny RRRR fa tsara
Frantsay: Mi-rouler rrrrrr
Sinoa :ba...
tohiny
novalian'i cialaurie ny 11/05/2007 08:05
johnnyandri
(
26/04/2007 04:34)
Lalao: inona ny laoka?
Mamorona karazana nahandro fa ny ingredients matieres.Ohatra: gadana ritra,lasary fantsika, lasopy chambre a air, taroby bolonaise ...:wink:...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/05/2007 18:01
