Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i jiolah, milahatra araka ny daty
jiolah ( 20/02/2011 13:03)
io ary le nokoziako
De tanteraka tokoa ity le faminaniana fopla fa tena mandihindihy mihitsy lebazy. Amin'ny manaraka ngamba tsy tokony hikozy intsony Ra8 fa tonga de migadona masika avy any.Izay nefa no tena risika satr... tohiny
novalian'i andrywui ny 22/02/2011 10:10
jiolah ( 17/02/2011 13:01)
raha ho tonga tokoa ra8
Raha mizotra araka ny ilan'ny mpomba azy tokoa ny fidiran-dravalo eto amin'ny tanana ka misy ny fivadihan'ny kil amin'i tgv dia ny reactions maromaro voalohany eto zao dia hoan'ingahy Bazilozitra avok... tohiny
novalian'i bazylou ny 18/02/2011 19:18
jiolah ( 22/10/2010 09:01)
Ho lany ny TSIA raha izao no mitohy!!
Mampalahelo rangah fa takona mihitsy ny TSIA .Zara raha misy manentana (tsy ampy sosy angamba).Jereo anie ny fivatravatran'ny ENY e, miara-misalahy ao daholo hatramin'ny minisitra sy ireo mpiasam-panj... tohiny
novalian'i mepaka ny 25/10/2010 18:16
jiolah ( 08/10/2010 05:17)
tena ilaina ve ny Congresin'ny tetezamita??
Fitokonana etsy,grevy eroa... Mandrangaranga izany avokoa ny ankolafim-pikambanana maro ary manao randra-tarihina mihitsy aza.Valiny avy amin'ny ministera tompon'andraikitra matetika dia ny hoe " tsy... tohiny
jiolah ( 06/10/2010 11:46)
fetsy ilay Radidy
Dia ireny niaraha-nahita ireny fa nivoaka ny fahanginany ny amiraly volana maromaro aty aoriana. Raha tsahivina ny tantara dia ilay fandaharan'ilehio nandeha tao amin'ny onjam-peon'ingahy Maire fahiza... tohiny
novalian'i fijo ny 07/10/2010 21:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0073